2+2*2=8?
Act now
Sakafo
31/12/2022
Mbola afaka manao livraison anareo izahay rapitso a,na androany 1er.poulet rôti na laqué
👉rôti 35000ar
👉laqué 40000ar
NB: livraison gratuit en ville
Aza adino fa mbola manome fahafampo anao izahay rahampitso @ livraison. Poulet laqué na poulet rôti a
NB: livraison gratuit en ville
31/12/2022
🎆🎆🎆Bonne année daholo isika rehetra.misaotra hatrany ary mbola eto foana SAKAFO MANITRA ho an tsika amty taona ity🎆🎆🎆
28/12/2022
EH!
Etsy ange eh! Mbola tsy tara raha icommande tsakitsaky hanaovana faran- taona an!
👉pack milay: 70000 ar
👉pack bokona: 120000ar
👉poulet rôti entier: 35000ar
👉poulet laqué entier: 40000ar
*misy ihany koa ny individuels maro samihafa azo hisafidiananao
Mp malaky ary eh😍😍😍
22/12/2022
Eh oh! Efa ao anatin'ny akatoky ny fety mihintsy isika an! Mbola vonona andray commande izahay ho an'ireo zay mbola varina
Mp malaky ary oh!
Nb': cadeau surpise ho an'izay maka pack eh!
16/12/2022
🎄🎄🎄Aza misahirana tsony @ zao fety zao e!!🎄🎄🎄🎆🎆
Sakafo Manitra eto hanala fasahiranana ho anao
Alefao ny commandenao
📲034 18 074 83
📲033 83 753 79
Na mp avy hatrany
NB: cadeau surprise ho an'izay maka pack
15/12/2022
MBola tsy tara raha izao vao hanao commande tsakitsaky hijery final an! 😍😍😍😍
12/12/2022
Ô ry zareo an😍😍😍!
Ireto ilay niandrasa eh! Ilay tsakitsaky manala ny fasahirananao amin'izao rotoroto izao .
Efa manimanitra fety izy izany🎇🎉🎄
Aza tara mandefa ilay commande-nao ary
Ireto ny laharana azahoana anay ary na mp
0341807483/0338375379
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.
Emplacement
Contacter l'entreprise
Téléphone
Site Web
Adresse
Abidjan