15/07/2026
Armoire 2 portes disponible de suite :
🌲 **Palissandre** ny ivelany,
🌲 **Varongy** no anatiny.
📐 Refy :
* Longueur : 1m
* Hauteur : 1m85
* Côtés : 45cm
🔧 **Démontable** izy itỳ, mora entina sy apetraka na aiza na aiza! 😉
💥 Tsy mbola misy fitaratra 💢
Aza tara fa tsy mila miandry commande intsony ianao satria efa vonona ato izy ity !
📩 Mp raha mila fanazavana fanampiny na antsoy avy hatrany ny **034 76 894 52**
12/07/2026
Tables de nuit disponible (paire) tsy misaraka izy 2. Prix 300 000ar. Mp na miantso 034 76 894 52.
09/07/2026
Armoire palissandre ranoray – Disponible Antananarivo
✨ Armoire tsara be, palissandre, refy lehibe.
✅ 3 portes 📏 Refy:
Halavany: 2 m
Haavony: 1,85 m
Sakany: 45 cm
🪞 Efa misy fitaratra miaraka aminy.
📍 Disponible eto Antananarivo.
📩 MP na miantso avy hatrany 034.76.894.52.
06/07/2026
Lit King Size (3 places) : Dimension 1m80/2m, misy lit 4 places ihany koa ho an'ireo izay mitady an'ilay tena ngeza (2m/2m).
Prix : lit 3 places 750 000ar.
05/07/2026
Iza no mbola tsy nahazo amin'ireto fandriana palissandre ireto ? Misy vonona foana ato aminay raha mila ianareo. 034 76 894 52
05/07/2026
Table télé palissandre manomboka amin'ny 450 000ar.
Afaka manome modèle ihany koa fa ity aloha ilay afaka asiana subwoofer tadiavinareo be mihintsy. Mp na miantso 034 76 894 52
01/07/2026
Armoire 2 portes disponible de suite. Prix 750 000ar miady varotra, io amin'ny sary io ilay izy.
Démontable ✅
Palissandre ivelany ✅
Varongy anatiny ✅
Afaka manao livraison ✅
29/06/2026
Manao varavarana koa izahay an ! Matevina tsara.
25/06/2026
🪑 Retour sur une de nos réalisations datant du 25/06/2024 – fanaka vita 2 taona lasa izay.
✅ Fanaka sur mesure
✅ Asa vita tsara sy matihanina
✅ Mifanaraka amin’ny filàn’ny mpanjifa
📍Aza misalasala mandefa message raha mila devis na commande.