02/03/2026
Table manger vitrée 6 personnes palissandre
Manao ny asa rehetra momba ny hazo:
Hazo ala (ordinaire)
Palissandre
PORTE, FENÊTRE, ESCALIER, FANAKA REHETRA
🛑MANDRAY COMMANDE 🛑
☎️☎️
02/03/2026
Table manger vitrée 6 personnes palissandre
28/02/2026
Porte palissandre
Sur commande hatrany
Mp ary fa @ vidiny mirary 💗
27/02/2026
Misy tia vé, mbola tsy misy savoka Io an
matevina tsara, palissandre vrai
Miarak table vitrée 6 personnes Io 900000 ar
Mp ary e
22/02/2026
Misaotra nahatoky e!
Palissandre mbola tsy voaloko io !
Mandray commande hatrany
Tena mirary ny vidiny an
12/02/2026
12/02/2026
Misy liana varavarana palissandre vé?
Afàka manao ho anao izahay
190/90 miarak tolana 3cm ny épaisseur
400000 ar
Mp ary e
☎️ 0385869390☎️
SUR COMMANDE ET SUR MESURE
11/02/2026
Buffet palissandre 😍
500.000 Ariary