MDF et Ouvrages Métalliques Officiel

MDF et Ouvrages Métalliques Officiel

Share

Nous sommes une société spécialisée sur les Mélamines MDF et Ouvrages Métalliques

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 15/05/2026

🥰🥰 Izy mianaka 🥰🥰🥰🥰
🧡🧡🩷 Efa lasa ihany koa izany ilay reniny ,fa afaka hanamboarana indray ianareo ee😍😍😍 ,4 jours ouvrable no manao azy ❤️❤️
💛💛 Afaka mandefa modèle hafa koa anefa fa tsy voatery ho rond foana an😉😉
💌💌 0348137552

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 14/05/2026

🥰🥰 Coucou harivariva ooo🥰🥰
💋💋 Armoire indray ny androany , 180*50*200

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 11/05/2026

🥰🥰 Manasa anareo ary hitsidika ny pagenay , izay hahitanareo ny karazana asa efa vitanay 😍😍

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 11/05/2026

🥰🥰 Izany koa ny table basse manja kely🥰🥰
❣️❣️ Tsara sa tsara ??😁😁😘😘😘

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 11/05/2026

🌸🌸 Hatramin'ny grille de protection rehetra iny ,rehefa momba ny vy e😍😍
🔴🔴Dimensions sy refy foana dia omena devis ianao

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 11/05/2026

🥰🥰 Bonjour daholo indray oo🥰🥰
🧡🧡 Rehefa momba ny vy dia ataonay daholo an , eto zao grille lavarangana no natao
🧡🧡 Hampatsiahivina kely fa ny vy ampiasainay dia manomboka amin'ny hateviny 1,2 mm ,
🧡🧡 Afaka kosa anefa mampiasa vy amin'ny hateviny 0 ,9 mm raha izay no ilain'ny client
💟💟 Ny devis miankina amin'ny refy sy ny modèle anao , afaka alefanao mp aminay izany rehetra izany
💟💟 0348137552

07/05/2026

🥰🥰 Ireto koa ny auvent manaraka 😍😍😍
☎️☎️☎️ 0348137552

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 07/05/2026

🥰🥰 Toy izay indray ny vavahady vita oo🥰🥰
Dim: 280*398
👌👌 Tube 100 (2.2)
👌👌 Tube carré 50 (1.2)
👌👌 TPN 12/10
💟💟 Amin'ilay mafy tsara ny vavahady an , marihina fa izahay tsy mampiasa Tube (0,9) TPN latsaky ny 10/10 ,fa hafa indray raha ilay client mihitsy no milaza ny Materiel mety aminy 😊😊
💟💟 Alefaso ary ny modèle sy dimensions ilainao dia omena devis ianao 🥰🥰🥰
💌💌 0348137552

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 27/04/2026

🥰🥰 Bonjour ,ireto ary ny reniny sy ny zanany😍😍😍
💛💛 Ilay reniny no dispo de suite ,🔥🔥 100cm de diamètre, ilay zanany efa lasa 😍😍
💌💌 0348137552
😘😘 Bon lundi daholo ary oo😘😘

15/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ravoniarison Santatra Fanilo, Nyekena Rak, Ra Will, Cynthia Rakotomanga

Photos from MDF et Ouvrages Métalliques Officiel's post 15/04/2026

🥰🥰 Eto indray izy etagère bar 🥰🥰
💛💛0348137552

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address

LOT IVG 104 Bis Behoririka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00