Mélamine Art

Mélamine Art

Share

✨Transformez votre intérieur avec nos meubles en mélamine sur mesure !✨

🛋️ Style moderne
💪 Qualité durable
🎨 Personnalisation complète

Photos from Mélamine Art's post 09/01/2026

💎Transformez votre cuisine en espace de Rêve ✨

Chantier à Ambositra Fandriana 🏠 Cuisine américaine sur mesure ✨

👉Design moderne-Finition propre & solide

✔️ araka ny espace-nao
🎨Couleur au choix
📅 Délais rapide

☎️0325732639/0342733040

05/01/2026

Miarahaba antsika rehetra tompoko nahatratra ny taona vaovao 🥳dia Mirary anareo izahay hanana taona feno fifaliana, fahombiazana ary filaminana amin'ny sehetra rehetra 🥰✨

📌 Ho anareo rehetra maniry hiara_asa aminay efa miverina Mandray commande izahay 😍

☎️ 032 57 326 39 /034 27 330 40

🙏Mankasitraka indrindra ny fahatokisanareo sy fanohanana hatrany

30/12/2025

Misaotra an'ireo mpanjifa rehetra nanohana anay tamin'ity taona ity ! 🎉

Ity no iray amin'ireo réalisation farany nataonay 👉Console d'entrée 🪞 🤎 moderne-Stylé 😉 tonga lafatra ho any salon-nao 😍

Eto izahay équipe Mélamine Art dia
✨ Mirary fety sambatra sy taom-baovao feno fahombiazana ho anareo rehetra ✨
Enga anie ny taona ho avy hitondra tetikasa maro, Fiaraha-miasa maharitra ary vokatra mahafa-po koakoa ho antsika rehetra 🤝

Misaotra indrindra tompoko ô, noho fatokisana❤️🥰😘

Photos from Mélamine Art's post 03/12/2025

Un détail qui change tout 🤍

👉Étagères suspendu cuisine ✨😉 Tonga dia organisé ny ao an_dakozia, tsy mikoratana intsony 😄

📌 sy sur commande hatrany ☺️

☎️032 57 326 39 /034 27 330 40

Photos from Mélamine Art's post 19/11/2025

Retour cliente ❤️😍

🌸La table coiffeuse que tout le monde adore !

🎀Coiffeuse avec LED +miroir pour une lumière parfaite 🌟

📌 commande hatrany

☎️032 57 326 39 /034 27 330 40

15/11/2025

12/11/2025

Merci pour votre retours 🙏 c'est notre plus belle récompense 💪

07/11/2025

🌸Comptoir d'accueil 💼
Moderne & élégant 👌

👉Endrika matihanina, loko mamy 💖Tonga lafatra ho an'ny fandraisana mpanjifa 🥰🤗

📌 sy sur commande hatrany 🥰

☎️032 57 326 39 /034 27 330 40
'accueil

Photos from Mélamine Art's post 29/10/2025

✨Fait sur mesure pour les petits champions !

Livraison à cité Itaosy un Dressing coulissant encastré bleu 💙pour petit garçon👇

📌Design moderne, fonctionnel et plein de style 👌

📍 _couleur et dimensions personnalisables

☎️032 57 326 39 /034 27 330 40

Photos from Mélamine Art's post 24/10/2025

🤍Tsotra nefa manja ✨grande taille, grande classe 💎💫

📺Table TV ngeza dia ngeza indray ity asehonay anareo ity satria dia 4m be izao ny refiny 😃 Ho anao ihany koa ataovy miavaka ny salon-nao miaraka meuble ato aminay😉😍

📌 _Moderne _Design premium

🔴Mandray commande hatrany izahay 🥰

☎️032 57 326 39 /034 27 330 40

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo