17/10/2022
Havaozy ndray ary ny tokantranonao miaraka amin'ny presto Nettoyage
Service de Nettoyage
17/10/2022
Havaozy ndray ary ny tokantranonao miaraka amin'ny presto Nettoyage
17/10/2022
22/07/2022
๐๐Tsy voatery mividy vaovao fa ilay anao io ihany no ho averin-tsika vaovao๐๐๐
Fitaovana manarapenitra ๐๐ sy ekipa voahofana manokana ๐ช๐ช
๐๐ manao ny asa rehetra ๐๐
๐ canapรฉs
๐ moquette
๐ carreaux
๐ gorodona, parkex ,....
๐ข๐ข๐ข Araraoty fa misy ihany koa NY pack ๐ GRAND MENAGE ๐ izany hoe diovinay daholo ny trano sy izay zavatra rehetra ao.
๐ฉ๐ฉ Vonjivonjeo ny rendez-vous fa vacances izao dia hisy vahiny ho avy anie ao e ๐๐
Aza misalasala miantso
โโโ 038 14 169 28
10/07/2022
Week end ๐๐ dia lasa lasa fisainana ve ????
Anjaranao izao ary ๐. Tsy mitory tsy misy porofo ๐
Sationany amin'ireo asa vita ireto ๐๐.
๐๐ mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ny ekipa rehetra ๐๐
โโ 038 14 169 28 manka rendez-vous annn๐๐๐
08/07/2022
๐ Parce que votre satisfaction est notre prioritรฉ ๐ช,nous avons formรฉ pour vous nos meilleurs agents et sรฉlectionnรฉ des produits de qualitรฉ afin d'assurer une prestation au top๐๐๐ ๐
Si la routine du quotidien vous fatigue, dรฉtendez-vous et confiez le nettoyage de votre maison aux professionnels ร des prix raisonnables ๐.
Nous avons aussi un service spรฉcialisรฉ pour
๐ข Les grands bรขtiments tels les entreprises, industriels, รฉtablissements qui se concentre sur le nettoyage des bureaux
๐ข Meeting room
๐ข Salle de pause
๐ข Mobiliers
๐ข Vitres,sol, chantiers...
Qu'attendez vous pour faire appel aux pro ๐ โโโ 038 14 169 28
07/07/2022
Mba jejojeo amin'izay fa vacances zao ๐. Ataovy mibikabika ny fiaranao ๐๐๐.
Ianareo koa dia misahirana anefa izahay eto ๐ช๐ช๐ช ๐
NETTOYAGE INTERIEUR COMPLET ๐ @ SARANY MORA HATRANY ๐ฐ
๐ siรจge auto dia 7.000ar / place
Raha 10 places no mihoatra dia 5.000ar /1
๐ moquette 20.000ar
๐ plafond 20.000ar
๐ portiรจres 15.000ar
๐ tableau de bord 20.000ar
รquipes et matรฉriaux professionnels ๐๐
Asa hafa ataonay:
* Manadio Rindrina
* Manadio Gorodona na carreaux
* Manadio plafond
* Manadio Canapรฉ na salon
* Manadio Tapis na moquette
* Manadio ny fitaovana rehetra ao an -trano.
Aza misalasala miantso fa vonona anome fahafampo ho anao izahay
โ 038 14 169 28
11/04/2022
Abonnez - vous pour le service de repassage Net & Clair.
- Manasa
- mipasoka
- mandamina
Abonnement mora isam-bolana
Tsy ho ela fa afaka ataonao sahady mamandrika dien'izao.
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |