DEC.or.mada

DEC.or.mada

Share

vente et publication

Photos from DEC.or.mada's post 11/01/2024

Miarahaba tompoko.
Mitohy hatrany ny tolotra omenay eto am DEC. or.mada.
FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINE.

Fidirana manaraka : lundi 15 anvier.
Faharetany : une semaine.

Aza misalasala ary miantso avy hatrany : 0341768960

15/09/2023

FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINE

Sarotra ny mitady asa ankehitriny satria mitaky mari-pahaizana ambony izany. Ao koa ianareo zay te hampitombo ny fahaizana.

Natao ho anao ary ity fampiofanana ity.
Toerana cité Itaosy.
Tél 0341768960

Photos from DEC.or.mada's post 31/08/2023

Salama tompoko
Mitohy indray ny FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINE eto am DEC.or.mada.
Aza misalasala ary manantona ny angence misy anay eto am cité Itaosy na miantso avy hatrany ny tél 0341768960.
Tsy ho diso anjara koa ianareo aty am faritrany.

Fisoratana anarana misokatra isanandro.

Photos from DEC.or.mada's post 26/06/2023

Miarahaba tompoko.
Izahay eto am DEC.or. mada dia faly manolotra fianambidy goavana hoanireo izay mbola te hianatra asa nefa tsy mbola nahazo.

MIANTSOA AVY HATRANY ARY : 0341768960.

Manao ny asa melamine rehetra ihany koa ny equipe eto aminay ary efa zadraharaha. Vonona ihany koa hiara miasa amitsika rehetra.

Vague manaraka.
Lundi 03 juillet jusqu'au samedi 08 juillet. ( Cours normal.)

Toerana : cité Itaosy.

Photos from DEC.or.mada's post 17/06/2023

Salama tompoko.
Ndao ndray ary zay te hianatra e. PROMOTION FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE eto am DEC.or. Mada.

MIANTSO AVY HATRANY: 0341768960.
TOERANA : Cité itaosy.

Mankasitraka indrindra tompoko.

Photos from DEC.or.mada's post 21/05/2023

Mitohy hatrany ny fianarantsika.
FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE. Betsaka no efa afa po nandritra izay fotona fohy niarahana niasa zay. Aza tara ary fa manomboka ndray ny fisoratana anarana am vague manaraka.

Lundi 29 mai hatraminy samedi 10 juin.

MIANTSO AVY HATRANY TOMPOKO.
TEL: 0341768960

Toerana : Cité itaosy.
Mankasitraka indrindra tompoko.

Photos from DEC.or.mada's post 04/05/2023

Salama tompoko.

Mitohy ny asatsika, FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE eto am DEC.or.mada. Raha mbola tsy nahazo ny anjaranao enao dia aza tara fa fotona izao mba hifampizarana ny mahasoa sy ny tsara. TSY ADINO IHANY KOA FA IZAHAY DIA MANDRAY COMMANDE MOMBAN'NY MEUBLES MELAMINÉ REHETRA.

Am lundi 8 mai zao ndray ary ny vague manaraka ka hatramin'ny sabotsy 20 mai. Pratique assurée.

Aza tara ary fa vofetra ny toerana.
Toerana : cité Itaosy près parc de prince.

MIANTSO AVY HATRANY TOMPOKO.
TÉL :0341768960

Mankasitraka indrindra.

Photos from DEC.or.mada's post 27/04/2023

Salama tompoko.
Izahay eto am DEC.or.mada dia faly manolotra fisaorana hoanareo izay nametraka fahatokisana taminay.
Noho izany dia mitohy hatrany ny fampiofanana ato aminay mba anomezana fahafaham-po hoanareo izay mbola tsy mbola nahazo izany fampiofanana izany.

Am lundi 2mai zao ndray ary ny vague manaraka a hatramin'ny sabotsy 13 mai. Pratique assurée.

Aza tara ary fa vofetra ny toerana.
Toerana : cité Itaosy près parc de prince. Tél 0341768960.

MIANTSO AVY HATRANY TOMPOKO.

Mankasitraka indrindra tompoko.

Photos from DEC.or.mada's post 12/04/2023

Mitohy hatrany ny fianarana miasa.
FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE. Betsaka no efa afa po. Anjaranao ndray zao. Am lundi zao ny vague manaraka ka aza tara am famandriana toerana.

-Lundi 24 Avril jusqu'au 6 Mai.

-Toerana : cité Itaosy près parc de prince.

-Tel: 0344744946 ( Tonga de miantso avy hatrany)

Photos from DEC.or.mada's post 05/04/2023

Toy izao ny vokatra azo avy amin'ireo manao formation une semaine. Tsy ny angezany no zavadehibe fa le oe mavita zavatra tsara sy mafinaritra.
Aza tara ary am vague manaraka raha mbola te handray ny anjaranao enao.

Am mardi de paka ny fotona manaraka.

Tél : 0344744946

Photos from DEC.or.mada's post 03/04/2023

Salama tompoko.
Nohon'ny fangatahany maro dia mitohy hatrany ny fampiofanana ato am DEC.or.mada.

FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE.
-Cours normal mardi 11 avril jusqu'au samedi 15. De 8h à 12h.

Koa aza tara ary fa vofetra ny toerana.
Toerana itaosy cité.

Miantso avy hatrany :0344744946.
Mankasitraka indrindra tompoko.

.........................

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Cité Itaosy
Antananarivo
102