Soamalaky

Soamalaky

Share

vente de parkex brut et/ou posé poncé

Photos from Soamalaky's post 31/10/2025

Miarahaba antsika rehetra indray! Santionany amin'ny parkex vitanay ireto atolotray androany ireto. Eto Ambodivona no misy anay, misy efa disponible avy hatrany ary misy sur commande ho an'ny hazo sy coupe sasany, manasa anareo ho tonga hitsidika sy hiantso anay amin'ny 034 82 544 13 (WhatsApp) na 033 92 544 13.

dur

Photos from Soamalaky's post 22/10/2025

Miarahaba antsika rehetra, ho an'izay tsy mahalala dia manao ponçage sy vitrification ihany koa izahay ho an'ny parquet sy parkex. Mivarotra mandray vita ihany koa ary mbola misy stock disponible ho an'ny parkex . Mitohy foana ihany anefa ny fandraisana commande ho an'izay liana amin'ny escalier en bois, parquet, varavarana sy ny rafitra vita amin'ny hazo ho an'iny taona vaovao iny fa efa feno tanteraka ny amin'ity faran'ity taona ity. Ety Ambodivona no misy anay, tongava mitsidika sy manjifa izany ary.
034 82 544 13 /033 92 544 13 no ahazoana anay



Photos from Soamalaky's post 12/10/2025

Miarahaba tompoko, mitohy hatrany ny fandraisana commande ho an'izay hanjifa parkex ato aminay. Misy stock efa disponible ihany koa ho an 'ny modèle sasany. Ety Ambodivona no misy anay ho an' izay hijery mivantana. Manao ponçage sy vitrification ihany koa izahay ho an'ireo izay efa manana parkex ka mila izany. Contact : 034 82 544 13 /033 92 544 13.

Photos from Soamalaky's post 30/09/2025

Miarahaba tompoko, manomboka amin'ny 66 000ar/m² posé et poncé ny vidin'ny parkex ato aminay. Tongava ary manjifa izay mila izany fa misy efa vonona, eto Ambodivona hatrany no misy ny ateliernay. Contact : 034 82 544 13 /033 92 544 13.

Photos from Soamalaky's post 17/09/2025

Miarahaba o, ety Ambodivona no misy ny atelier-nay. Mandray commande momban'ny rafitra hazo toy ny parkex, varavarana, tohatra, meuble cuisine izay hita amin'ny sary izahay. Contact : 034 82 544 13 /033 92 544 13.
.

13/09/2025

Chaque meuble raconte une histoire, chaque parquet reflète l’authenticité du bois massif. Optez pour des créations artisanales qui subliment votre maison.

11/09/2025

Faites entrer la noblesse du bois dans chaque pièce : sol, porte, escalier, mobilier 🪵🪟🚪
Atelier : Ambodivona

10/09/2025

Vous souhaitez sublimer vos espaces avec des créations en bois massif haut de gamme ? Nous sommes là pour vous. Veuillez nous contacter directement.

09/09/2025

Vous rêvez d’un intérieur unique avec des créations en bois massif sur mesure ? N'hésitez pas à nous contacter sur 034 82 544 13/033 92 544 13.
Atelier Ambodivona.

08/09/2025

Salama o, mankasitraka feno ireo izay tonga nanjifa ary manasa hatrany koa ireo izay tsy mbola niara-niasa taminay hanantona mivantana sy hanontany amin'ny hafatra miafina.

06/09/2025

À la recherche d’un partenaire fiable pour vos projets en bois massif : parquet, mobilier, portes et escaliers ? N'hésitez pas à nous contacter sur 034 82 544 13/033 92 544 13.

Want your business to be the top-listed Furniture Store?

Telephone

Website