Mbala.mg

Mbala.mg

Share

Notre boutique propose une variété de vêtements stylés conçus pour convenir à toutes les morphologies, à tous les styles et à toutes les occasions.

Que vous soyez audacieux, classique, décontracté ou avant-gardiste, Mbala.mg a quelque chose pour chacun.

16/12/2024

Ndao isika hifanampy dia hiaraka hifety

Mitohy ny fety ! Eny akorondrano eny indray ny fotoana ny 21 sy 28 Desambra😉

Sehatra malalaka na hoe “Scène ouverte” no fototry ny fety,anefa koa misy ireo “Artiste” handray anjara hitondra ny anjara birikiny !

Tongàva maro ooo!🚀

28/06/2024

Mankasitraka feno an'i Rafalimanana Gilles Ramanantsoa nahatoky an'i Mbala 😉,
Ianao koa ve tsy te hi Mbala ? Misy sweat mafana be ao amin'izao mangatsiaka izao ❄.

Mobile uploads 31/03/2024

Mankasitraka be dia be amin'ny fahatokisana 🙏🙏

Photos from Mbala.mg's post 26/03/2024

Efa manomboka mangatsika e🥶
👉Sweat à capuche 80000ar
👉Sweat sans capuche 70000ar

12/03/2024

Am-pitiavana be no hikarakaranay ireo vokatra nojifainareo 🥰🥰

Misy ireo andeha Morondava Ary misy ireo hijanona eto Iarivo 🤗

Mankasitraka anareo manaiky hisalotra Mbala.mg 👊🥰

Photos from Mbala.mg's post 12/03/2024

Hello les gars!👋👋
Efa manomboka mangatsika e!!!🥶🥶
Ireto indray ary ny sweat mampafana "MANDALAZA"
👉 Sweat à capuche 80000ar
👉 Sweat sans capuche 70000ar
Taille: XS, S, M, L, XL, XXL
Couleur: Noir, Gris clair, Rouge
Sa ve mbola mafana aminao ilay andro?🥵☺️ Mbola ao ihany koa Tee shirt sy Oversize 😁
Aza misalasala mandefa Mp na Whatsapp na koa miantso ny laharana 0343879699 na 0341998581 raha hanao commande, eny na hitafatafa fotsiny ihany aza satria maimain-poana.
Manao livraison sy mandefa province ihany koa izahay.🥰

11/03/2024

Ianareo ihany koa ve te hi Mbala MANDALAZA ?

Alefaso Ary ny commande ☺️
Misy n'y taille rehetra

Couleur dispo : noir, rouge, gris clair

11/03/2024

🇲🇬🇲🇬Arabaina isika malagasy rehetra nahatratra izao taom-baovao izao, dia ho samy ho tratrin'ny mitsingeringerina indray.
Ho tahian'ilay Nahary isika tsirairay. 🇲🇬🇲🇬
Handroso hasina hatrany

Photos from Mbala.mg's post 08/03/2024

🌸 Célébrons la Journée Internationale de la Femme avec élégance chez Mbala.mg!

✨ Découvrez notre collection spéciale Mandalaza, une ode à la puissance féminine et à la diversité. Et devinez quoi ? La livraison est GRATUITE pour toutes les commandes Mandalaza passées entre le 8 et le 11 Mars!

Parcourez notre boutique en ligne Mbala.mg et plongez dans l'univers de Mandalaza. Des t-shirts personnalisés aux sweats avec ou sans capuche, chaque pièce de la collection raconte une histoire unique et célèbre la beauté de chaque femme.

Et pour une touche de mystère, restez connecté, car l'histoire fascinante du Mandalaza sera bientôt révélée sur notre page!

📖✨ Faites de votre style un témoignage de votre force intérieure.

🎨💪 Explorez la collection Mandalaza dès aujourd'hui sur Mbala.mg et bénéficiez de la livraison gratuite jusqu'au 11 Mars.

💖

08/03/2024

Izahay ato amin'ny Mbala.mg dia faly miarahaba ireo vehivavy rehetra nahatratra izao andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy izao 🧑‍🦱👩‍🦱👩‍🦳👩‍🦰🧕👮‍♀️👷‍♀️👩‍🌾 👩‍🎤 👩‍🍳 👩‍🎨 👩‍💼 👩‍✈️

Ka dia mirary soa antsika rehetra vehivavy izahay sy ireo vehivavy rehetra miara-miasa amin'nyMbala.mg

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


070 H Ambohitrarahaba
Antananarivo