04/01/2026
Kony e 🙂😍.
"Assistante Sociale libre-pratiquante avec services payants".
04/01/2026
Kony e 🙂😍.
Bonne année 2026 🥰🥰.
Manana tanjona arakin'ny nofinofinao 😍.
Mandeha be fotoana aza varimbarina .
25/12/2025
Manova fety ampifaliana 😍.
Écoute active 🙂.
Mahay azy ve ianao ?
Efa mampiatra azy ve?
Hainao ve hoe mila iainana ny fihetsepo?Mahay miaina fihetsepo ve ianao ?
Ahoana zany?👇👇
13/11/2025
Oui dia tsy mimenomeno fa lasa lany énergie 😅
Mila manao action fona eee
Bonne semaine daholy 😍
Mirary Fahasalamana sy Fahombiazana 😍.
Dia mazahoa izay Irina s'y izay ilainao 🙂.
Efa tokony manao tombana 2025 e?
Sa ahoana?
Efa misy azo atao tombana kosa e 🙂 ?
Ohatra nanao ahoana ny projet personnel 😍?👇
Coucou nareo 🙂.
Mbola ato ve nareo e.
Vaovao ela Zay 🙂.
Efa eto ami'ny Zay .
Misy fotoana ianao tena hoe mafy fa misy situation tena maha faible anao . Raha vao izay no voakasika dia faible ianao.
Samy manana ny azy.👇
01/10/2025
❌Nanao ahoana no niainanao Ilay volana septembre ?
❌Tena mavesatra ho ahy nisy ity Zava misy @ firenena ity.
❤️Mirary soa ho antsika rehetra
❤️Mirary fahombiazana hatrany
Amporisiho fona ny ankizy hianatra raha mbola afaka mianatra fa aza maika hitady vola, Hafa fona ny intelligent Sady manambola, Raha tsy afaka mianatra tsony👇👇👇