Service de livraison by Solohianta
Service de livraison by Solohianta
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Service de livraison by Solohianta, Antananarivo.
26/04/2026
Miarahaba n'y panaraka n'y pejy 🩸
Afaka fotoana fohy dia hiverina n'y service tsika fa efa eto ampandamina azy mht isika sy ny ekipa rehetra
Misokatra am tontolon'ny livraison ho an tsika rehetra misehatra am vente en ligne
Afaka manantona anao uzahay ary afaka misahana ny entana rehetra ho livraine ‼️
Ireto ny conditions raha iaraka iasa aminay ianao:
Azo atoka tsara
Manolo zahay raha sendra very eny ampanaovana livraison ny entanao ‼️
Frais de récupération :raha miotra ny colis 3 no alaina dia 0Ar ny récupération
Mila atao mazava tsara ny coordonnées an'i client Ary azavaina mialoha am client raha sanatria misy défaut ny entana livrena .
Alefa mobile money ny payement ,n'y hariva ny livraison no manao rapport zahay an ♥️
Livreur efa voa hofana tsara ary Mananja client hatrany ny ato Amin tsika fa aza mataotra ianareo 🚶
Tsy ho ela dia alefako eto am pejy ny siege fa aza miala am page
Afaka miaraka Miasa maharitra isika fa Mp ary e
de livraison by Solohianta
☎️
🛵
-GsM #
16/07/2025
Miaraha ny pikambana rehetra!
Raha mba hitanareo entin olona any inty dia mba ilazao zahay fa bisclette ato am Service de livraison by Solohiantaservice io tompoko
Omena valisoa izay mahita azy tsy asiana arakaraka
☎️034 53 799 95
MBA mangataka partage tompoko
13/05/2025
Service de livraison by Solohianta
13/03/2025
Ndao amzay valiana fa ela loatra
Ny maheresy tsy hobiana ary ny resy ko tsy akorana an😍😍
Mankasitraka feno antsika rehetra nandray anjara an.fa hitako daholy ny ezaka nataonareo an
Mirarisoa foana an
Mialatsiny indrindra am tsika miandry lay valiny lalao fa reportena demain matin fa somary misy olana ara tekinika kely an😍
Tapitra ny lalao an
20h mivoaka ny valiny lalao an
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sitraka Rakotomalala, Tamby Rabearisoa, An Niess, Heri Sandy
Rapitso Mecredi isika no hamaly lay lalao antsika an!
Mazoto daholy manao partage sy lalao fa tsara be anie lay loka e
Click here to claim your Sponsored Listing.