Ataovy étape par étape ny fanaovana azy
#111*1 # aloha no atao
Tafita CASH POINT
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tafita CASH POINT, Mananara Avaratra, Antananarivo.
Salamee
Hisy fanatsarana GOAVANA ho ataon'ny MVola,
Ka hiato kely ny fidirana @ tolotra MVola (18h: 09/05/26 h@
06h: 10/05/26)
INONA NO ATAO REHEFA ELA BE ILAY SMS VAO MIVOAKA ?
FORMATION CASH POINT :
Atao ahoana ny mivarotra crédit amin'ny mpanifa ?
Inona marina ny TRANSFERT COUPON?
Inona koa ny RETRAIT COUPON?
Araho ity vidéo
Ry mpanaraka malala ny pejy ❤️
🚨 Alohan’ny hanombohanao Cash Point, tsara raha fantatrao ity!
Maro ny olona manomboka ity business ity, saingy maro ihany koa no tsy mahomby satria tsy mahalala ireo fototra tena ilaina.
⚡ 1. Ny toerana no fototry ny fahombiazan’ny business
Raha tsy dia misy olona mandalo ny toerana ➜ vitsy ihany koa ny mpanjifa.
Koa safidio hatrany ny toerana be fivezivezena sy be olona.
💰 2. Mila capital miodina foana
Ny Cash Point dia mila vola miodina isan’andro.
Raha tsy ampy ny vola ➜ mety tsy ho voakarakara ny mpanjifa.
⭐ 3. Ny kalitaon’ny service no mahatonga ny mpanjifa hiverina
Raha tsara ny fandraisana sy haingana ny valiny ➜ matoky sy miverina foana ny mpanjifa.
🔒 4. Tandremo ny hosoka
Maro ny SMS sandoka sy olona manandrana misoloky.
Aza maika matoky hafatra raha tsy voamarina tsara.
📑 5. Tsara raha ara-dalàna ny asa
Rehefa manaraka fitsipika sy manana taratasy ilaina ➜ milamina sy maharitra ny business.
🔥 Cash Point tantanana tsara = loharanom-bola maharitra.
👉 Araho hatrany ny pejy raha te hahazo torohevitra sy fahalalana maro momba ny Cash Point.
👍 Asio J’aime : Tafita CASH POINT
🚨 HO AN’NY REHETRA 🚨
Ahoana no fanavahana ny SMS tena vola sy ny SMS sandoka ampiasain’ny mpisoloky? 👇
1️⃣ Jereo tsara ny mpandefa 📩
✅Ny SMS tena izy dia avy amin’ny anaran’ny opérateur toy ny Mvola, Orange Money na Airtel Money.
❌Fa ny SMS sandoka kosa dia matetika avy amin’ny numéro tsotra an’olona.
2️⃣ Tsy azo valiana ny SMS tena izy🚫
✅Ny SMS avy amin’ny opérateur dia tsy manaiky valiana mihitsy.
❌Fa ny SMS sandoka kosa azo valiana tsara, ary mandeha ny “envoyer” raha mamaly ianao.
3️⃣ Jereo ny solde 💰
✅Raha tena nisy vola niditra dia hitombina tsara ny fitambaran’ny solde taloha sy ilay vola vaovao.
❌Fa raha SMS sandoka kosa dia matetika tsy mifanaraka ny kajy.
⚠️ Zava-dehibe ho fantatra
‼️Misy mpisoloky mampiditra ny numéro-ny ao anaty répertoire-nao, dia omeny anarana hoe “Mvola”, “Orange Money” na “Airtel Money”.
Rehefa mandefa SMS izy dia toa avy amin’ny opérateur no hitanao, kanefa mpisoloky izany. 😡
🔎 Noho izany:
Jereo matetika ny répertoire-nao
Fafao avy hatrany raha misy numéro mitondra anarana hoe Mvola na opérateur hafa 📵
🛡️ Nomena anao ny lakilen’ny fiarovana.
Mitandrema, aza maika hino SMS, ary jereo tsara aloha.
📢 Aparitaho ity hafatra ity mba tsy ho lasibatry ny mpisoloky ny hafa.
Ny fahamailoana no fiarovana voalohany!
fans
Tafita CASH POINT
05/03/2026
🚨 Alohan’ny hanokafanao Cash Point dia fantaro ity!
Betsaka ny olona miditra amin’ity business ity, nefa maro koa no tsy mahomby satria tsy mahalala ireo fototra.
⚡ 1. Toerana no mamaritra ny vola miditra
Raha mangina ny toerana ➜ mangina koa ny business.
Safidio ny toerana be olona sy be fivezivezena.
💰 2. Tsy mandeha raha tsy misy capital
Cash Point = mila vola miodina isan’andro.
Raha tsy ampy ny vola ➜ very mpanjifa.
🔒 3. Mitandrema amin’ny hosoka
Maro ny message sandoka sy mpisoloky.
Aza matoky SMS fotsiny raha tsy voamarina.
⭐ 4. Ny mpanjifa no mampandeha ny business
Raha tsara ny service ➜ miverina foana ny client.
Valio haingana, ary ataovy matihanina ny service.
📑 5. Ataovy ara-dalàna ny asa
Miasa am-pilaminana rehefa manaraka ny fitsipika sy taratasy ilaina.
🔥 Cash Point tsara tantana = loharanom-bola maharitra.
👉 Araho ny page raha te hahazo torohevitra maro momba ny Cash Point.
👍 Asio J’aime Tafita CASH POINT
🚨 FANTATRAO VE FA ANATIN'NY SEGONDRA VITSY MONJA DIA METY HO VAKY NY KAONTINAO RAHA MBOLA MAMPIASA "CODE" MORA VINAVINAINA IANAO? 😱🔓
Indreto misy torohevitra vitsivitsy hanampy anao hamorona Code Secret tena matanjaka 💪🔐 izay sarotra ho an’ny mpangalatra kaonty:
❌ Ajanony avy hatrany ny fampiasana ireto, satria mora fantatra:
🚫 Taona izao (ohatra: 2024, 2025, 2026)
🚫 Daty nahaterahanao na an’ny vady aman-janaka
🚫 Faran’ny laharana findainao
🚫 Faran’ny numéro CIN-nao na ny daty nanaovanao azy
⚠️ Tadidio: Ny mpijirika dia manomboka mitady amin’ireo zavatra mora vinavinaina indrindra.
✅ Code matanjaka dia ilay TSY MISY IFANDRAISANY AMIN’NY MOMBA ANAO mihitsy 🧠🔒
Ataovy sarotra vinavinaina, fa mora tadidinao ihany.
👉 Arovy ny kaontinao dieny izao… satria segondra iray monja dia mety hanova ny zava-drehetra. ⚡
Tafita CASH POINT
24/02/2026
JEREO MATETIKA NY RÉPERTOIRE AN'NY FINDAY IASANAO SAO DIA MISY SORATRA HOE .
FAFAO AVY HATRANY FANDRAO HO VOASOLOKY.
NB : Sary fanehoana
Tafita CASH POINT
MOTIVATION
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Website
Address
Antananarivo