21/06/2026
😍Hello hello 😍
Te anova endrika ny trano fandraisam-bahininao ve ianao?? Ity canapé disponible de suite ity indray no proposé-nay aminao💁♂️💁♂️
🛋🛋Canapé 9places🛋🛋
✔Couleur Beige
✅Qualité au top 😍👌
🔥Tissu d'ameublement 🔥
🛵Livraison possible🛵
🥰Prix abordable 🥰
Mp ou 038 34 558 27
23/09/2025
😍Hello les adeptes de la décoration😍
🛋🛋Na mbola 1⃣2⃣ places aza anie oa no ilainareo dia vitanay foana e🥰🥰,izay mahafa-po anareo no tanjonay ❤❤
👉🏿Avec Salon & Déco by Antso Niela :"Tansformer votre maison en un espace chic et chaleureux"❄🌠
19/09/2025
😍 Hello les communautés 😍
👉 Fantatrao ve,Salon & Déco by Antso Niela ihany koa dia manao modèle toy izao amin'ny sary izao 😊😊
💐Na 311 izany na koa 321🛋️🛋️
17/09/2025
😍Ho an'izay manana trano malalaka kosa aloha dia tena migalabona tsara amin'ity modèle iray ity e 👌😍
👉Fa mbola afaka manao ngeza na lehibe miotra an'io andefa izahay an 😉
🛋️🛋️Modèle disponible sur commande 🛋️🛋️
15/09/2025
😍Coucou les communautés😍
👉Izahay eto @ Salon & Déco by Antso Niela dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra amin'ny alalan'ity modèle manjakely ity ❤
12/09/2025
😍Aza matahotra fa ny tsara indrindra hatrany no atolotray ho anareo 😍
👉 Modèle disponible sur commande 🛋️🛋️🛋️
08/09/2025
❌ FAMPITANDREMANA ❌
👉Calme fotsiny 😁, te ilaza aminareo kely fotsiny izay hoe "TANDREMO" sao adino fa manao pouf de rangement iany koa izahay ato @ Salon & Déco by Antso Niela an😍
05/09/2025
😍 Salon & Déco by Antso Niela vous souhaite à tous une excellente fin de semaine avec ce magnifique modèle 😍
02/09/2025
🛋️ Offrez du style et du confort à votre salon !
✨ Nos canapés disponibles en :
🟤 Daim & Faux Daim – doux et chaleureux
💎 Velours – chic et élégant
🌿 Lin – naturel et intemporel
👉 À vous de choisir le tissu qui fera briller votre intérieur ❤️