25/02/2020
Ndao 'ndray ilalao e! ππ
Valio ity fanontaniana ity:
"Manan-janaka lahy enina (6) ny Raiamandreninao anisan'izany ianao, ianareo anefa dia samy manana anabavy ray (1) avy, ka firy ary ny fitambaran'isanareo rehetra?"π€
πAsio j'aime ny pejy TecnTecno Mobile AnalakelyiTecno Mobile AnalakelylTecno Mobile Analakelygeo ny namanao hanisy j'aime ny pejy sy hanampy anao
πZarao @ groupe samihafa ity publication ity.
πIzay olona iray mahita ny valiny marina sy manaraka tsara ny fitsipika ka dia omentsika loka.
πNy faran'ny lalao dia @ lahady hoavy zao.
ampitan'ny EPP Rabearivelo
Ampitan'ny Firaisana voalohany akaikin'ny discount store saturne.
04/11/2019
15/05/2019