03/10/2026
Mieritreritra hanao sol résine ve ianao, nefa mbola misalasala?
Maro ny olona manontany hoe: tena mahazaka ve izy? Haharitra ve? Azo apetraka amin’ny sol efa misy ve?
Ny zava-dehibe tokony ho fantatra dia izao:
Ny sol résine dia tsy peinture tsotra hosorana amin’ny sol.
Izy dia système de revêtement misy dingana maromaro: manomboka amin’ny fanamarinana ny support, ny fanomanana azy, ny primaire, ireo couches de résine, ary ny finition.
Ary eto indrindra no tena zava-dehibe.
Ny résultat final dia tsy miankina amin’ny résine ihany, fa miankina betsaka amin’ny fanomanana ny support.
Alohan’ny hanombohana dia mila fantarina hoe: dalle béton ve ilay sol? Ancien carrelage ve? Misy fissures, lavaka, dénivelé, décollement na hamandoana ve?
Avy eo vao faritana ny préparation ilaina sy ny système mifanaraka amin’ilay projet.
Satria tsy mitovy ny zavatra takian’ny birao, showroom, magasin, garage, dépôt na toerana misy machines sy charges lourdes.
Toy izany koa ny épaisseur: tsy misy chiffre tokana mety amin’ny sol rehetra. Miankina amin’ny support, ny fampiasana ilay toerana ary ny contraintes zakain’ilay sol izany.
Ary raha manontany ianao hoe: “Résine sa carrelage?”
Tsy hoe iza no tsara kokoa, fa iza no mifanaraka kokoa amin’ilay projet.
Mazava ho azy fa misy zavatra mila tandremana: mila préparation tsara ny support, mila hajaina ny fepetra teknika, ary mila application matihanina.
Noho izany, raha mikasa hanao sol résine ianao, aza mijery prix au mètre carré fotsiny.
Jereo aloha ny support, ny fampiasana ilay toerana, ny contraintes ary ny système tena mifanaraka amin’ny projet.
Mayah Bois & Création — tsy résine fotsiny, fa projet de revêtement étudié araka izay tena ilain’ny toerana.
Raha manana projet ianao, antsoy izahay amin’ny 034 12 440 26.