Fanaka Maminiaina

Fanaka Maminiaina

Share

«VENTE SALONS HAUTE QUALITÉ», Producteur (Fabrication Locale)/Distributeur (Gros/Détaille)

12/06/2026

❌VENTE FLASH Ô❌
TONGA DIA MANDEFASA MP ARY NA MIANTSO
033 83 581 03/ 038 24 971 23

Photos from Fanaka Maminiaina's post 02/06/2026

Iza no aka azy androany ary ô
Tonga de mandefasa Mp fa alefako mora foana , Tissu Daim (gris foncé)
033 83 581 03/038 24 971 23

26/05/2026

✨ Tsy mila manary seza tonta intsony…
Ampodio ho manara-penitra sy madio tahaka ny vaovao indray ny sezanao 😍

✔️ Fanadiovana seza
✔️ Capitonnage
✔️ Coussin sur mesure
✔️ Tongotra seza moderne

📍Izahay no mandrefy any an-trano, tsy sahirana mivezivezy tsony ianao 😉

📞 038 24 971 23 / 033 83 581 03

Photos from Fanaka Maminiaina's post 25/05/2026
22/05/2026

Tsy voatery mividy salon vaovao anie ianao e🛋️
Ovanay ho toy ny vaovao ny canapé-nao
Mandray Commande coussin sur mesure ihany ko, Capitonnage
Fanadiovana seza
Manao livraison izahay , Mandefa @ faritra rehetra
Contact : 038 24 971 23
Watsapp : 033 83 581 03

Photos from Fanaka Maminiaina's post 22/05/2026

Iza ary no hanaterana Fanadiovana seza ô , tsy voatery hanala lamba foana fa efa ity no vahaolana
Mitohy foana ihany ko ny fandraisana commande coussin,sur mesure
izahay no manantona anao mandrefy
Tonga de mandefasa Mp ary
Manao livraison izahay, Mandefa @ faritra rehetra ihany ko
Contact : 033 83 581 03/038 24 971 23

Photos from Fanaka Maminiaina's post 15/05/2026

Vente flash ô
Dispo de suite
Éponge vita foam sandwich misy Garantie 3ans
033 83 581 03/038 24 971 23

13/05/2026

💥DISPO DE SUITE💥
Iza no aka an'ity Manjakely ty
Modèle vaovao ,VAO vita Mintsy🕑
Tonga de Mandefasa Mp ary
📞:033 83 581 03/038 24 971 23

09/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Farah Kely, Marie Nancy Christiane, Delhia Rasoalala

🎊🎉🎊🎉🎊

Photos from Fanaka Maminiaina's post 28/04/2026

💥 Fanaka Maminiaina 💥
Alefaso Mp ary zay mety aminao e
Afaka manao livraison izahay ,Mandefa rehetra 🛻🛻
Mandray commande coussin ihany koa
Sady Tsy misahirana mivezivezy tsony Ianao fa izahay no mandrefy ny sezanao
Contact 📞038 24 971 23/033 83 581 03

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Andohotapenaka Arrêt Bus Moto
Antananarivo
BP101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00