Fanaka Lovainjafy

Fanaka Lovainjafy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fanaka Lovainjafy, Furniture shop, Lot 20 EI bis Ambatomaro, Antananarivo.

Vente et Prise de commande des meubles

034 85 464 84
038 20 539 09
"Votre confiance est notre plus grande motivation, et votre satisfaction est notre unique objectif."

12/10/2026

Ny fahatokisanareo no motivation lehibe indrindra ho anay hanomezana ny tsara indrindra ho anareo mpanjifa🥰

💚 Mankasitraka indrindra 🥹

💚Hey o! Atodiho kely aty anie ny masonao e🥰Ho anao ilay eo andalampanamboarana trano io,na Ilay efa eo ampitediavana var...
30/09/2026

💚Hey o! Atodiho kely aty anie ny masonao e🥰

Ho anao ilay eo andalampanamboarana trano io,na Ilay efa eo ampitediavana varavarana tsara kalitao,tena natao ho anao mihitsy ity

Ny varavarana atolotray de Ilay Sady mafy no mateza Ary tena manome endrika kanto ny tranonao,finition tena top🥰
✅Varavarana vita amin'ny hazo ala voafantina
✅Sur mesure hatrany an,afaka mi sedeplacer izahay maka ny refiny sy mametaka ,manao livraison ihany koa an💚

Koa aza misalasala ary manantona mivantana ety amin'ny atelier Ambatomaro na miditra hafatra miafina na ihany koa miantso avy hatrany ny 0348546484 fa vonona izahay ny hanome fahafaham-po feno ho anao🥰


,

29/09/2026

Kopatanana ho an'ilay client tonga de lasa namana bé reny,tinay nareo e🥰😘

💚Asanay androany🥰 Installation porte paillasse en bois pin traité✅ Misokatra hatrany ny fandraisana commande eto amin'ny...
21/09/2026

💚Asanay androany🥰 Installation porte paillasse en bois pin traité

✅ Misokatra hatrany ny fandraisana commande eto amin'ny fanaka lovainjafy ❤️

✅Manao ny asa rehetra en bois izahay an♥️

Contact et whatsapp :0348546484

🥰 Miarahaba e ❤️Inonay fa tianareo ny Zavatra zarainay eto amin'ny pejy 🥰de indro indray ary modèle lit une place dispon...
17/09/2026

🥰 Miarahaba e ❤️

Inonay fa tianareo ny Zavatra zarainay eto amin'ny pejy 🥰de indro indray ary modèle lit une place disponible sur commande eto amin'ny fanaka lovainjafy🎉

✅ 1m90cm×90cm
✅ Couleur au choix fona an!!

💚De aza misalasala ary fa vonona ny hanome ny tsara sy tsy hamono antoka anao izahay😉

Azonao atao ny miantso mivantana avy hatrany na mandefa WhatsApp amin'ny 0348546484

Varavarana hazo tsara rindra sy mateza ho an'ny tranonao ! ✨Mitady varavarana manasongadina ny herin'ny hazo voajanahary...
16/09/2026

Varavarana hazo tsara rindra sy mateza ho an'ny tranonao ! ✨

Mitady varavarana manasongadina ny herin'ny hazo voajanahary sa tianao ho lokoina fotsy madio mifanaraka amin'ny haingon-trano maoderina ?
Eto amin'ny Fanaka Lovainjafy dia manao azy araka ny modely izay tianao .

🔨 Akora fototra : Hazo tsara safidy, mateza sy mafy

🎨 Famaranana (Finition) : Afaka atao vernis na lokoina fotsy

📏 Habe : Araka ny refy ilainao (Sur-mesure)

Mbola misokatra foana ny fandraisana commande !

📞 Miantsoa mivantana : 034 85 464 84
📥 Na mandefa hafatra miafina (MP) raha hanafatra.

Miarahaba antsika rehetra! Misokatra ny kaomandy ato amin'ny FANAKA LOVAINJAFY 🛠️ White Style ✨Ho anao izay tia haingo m...
15/09/2026

Miarahaba antsika rehetra! Misokatra ny kaomandy ato amin'ny FANAKA LOVAINJAFY 🛠️ White Style
✨Ho anao izay tia haingo madio, mampamirapiratra ny trano, dia ireto misy modely azonao isafidianana sy afarana:
1️⃣ Armoire 2 battants: Misy fanidiana azo antoka, tsara rantsana, ary mahazaka entana maro.
2️⃣ Lit moderne: Tsotra nefa mafy o***a, miantoka ny tory ampilaminana.
3️⃣ Meuble de rangement / Buffet: Misy talantalana ambony sy varavarana ambany, maro ny afaka ampiasaina azy.
Nahoana no mifidy ny Fanaka Lovainjafy?Bois de pin traité: Hazo voatsabo tsara, tsy mora lanin'ny kalalao na vitsika, ary tsy mivava na mivadika.Asa tanana vita malagasy voadio tsara (Finition soa).Afaka amboarina araka ny habe sy ny loko tianao!
💬 Aza misalasala mandefa hafatra
📞 Tel: 0348546484miafina (PM) na miantso mivantana raha hanafatra ny anao sahady!

🛏️ Lit 2 Places amin'ny Bois Pin traité – Refy 1m40 x 1m90!✅Te hatory tsara amin'ny fandriana mafy tsara sy manome endri...
12/09/2026

🛏️ Lit 2 Places amin'ny Bois Pin traité – Refy 1m40 x 1m90!
✅Te hatory tsara amin'ny fandriana mafy tsara sy manome endrika maoderina ny efitranonao ve ianao? Indro ny sangan'asa vaovao avy amin'ny Fanaka Lovainjafy!
✅Refy (Dimensions): 1m40cm x 1m90cmAkora: Bois de Pin traité (mafy, mateza, tsy saro-pady amin'ny bibikely)
✅Loko: Fotsy madio (tsara rindra amin'ny haingon-trano rehetra)🚚 Misy fahafahana manao LIVRAISON! (Afaka aterina any aminao ny entana).
✅📍 Toerana: Ambatomaro
✅📞 Contact mivantana: 034 85 464 84📥 Efa misokatra ny commande izao. Alefaso hafatra miafina (MP) mivantana ny pejy raha hamandrika ny anao ianao na raha mila fanazavana fanampiny!

✅Vita soa indray aloha ireto ny tany amin'ny Faritany 💪✅ Mankasitraka tamin'ny fahatokisana tompoko ✅Mitohy hatrany ny f...
17/08/2026

✅Vita soa indray aloha ireto ny tany amin'ny Faritany 💪
✅ Mankasitraka tamin'ny fahatokisana tompoko
✅Mitohy hatrany ny fandraisana commande eto amin'ny pejy
✅Afaka manao livraison zahay ary mandefa any aminy faritra ihany koa
✅fanaka lovainjafy manakaiky anao hatrany
✅ Mirarisoa daholo tompoko

❤️Hello,hellooo🌟🥰Redisponible indray ity table télévision tsara bé ity an🥰💫 Vente flash androany koa araraoty☺️ Amin'ny ...
24/07/2026

❤️Hello,hellooo🌟

🥰Redisponible indray ity table télévision tsara bé ity an🥰

💫 Vente flash androany koa araraoty☺️ Amin'ny vidiny 200 000 ariary monja.

Refy: 1m40cmx32cmx55cm de Hauteur

❌200 000 ariary monja!!!✅
LIVRAISON GRATUITE manodidina ny ville

Contact:0348546484

Address

Lot 20 EI Bis Ambatomaro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanaka Lovainjafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category