09/01/2026
Salama daholo eh, ireto ny livraison nanombohanay an’ity taona vaovao ity koa mazotoa daholo ary mandefa ny commandenareo fa ho afapo tanteraka
Mirary taona zina ho antsika rehetra ny MiSe déco Mélamine ( Ambohipo Antananarivo)
Contact: 038 64 369 44
032 93 315 02
28/11/2025
Ireto indray ny livraison androany 😍😍😍👌
Table Tv: 1800x336x370
Dressing 03 portes: 1800x1200x370
Mitohy hatrany ny fandraisana commande rehefa meuble mélamine na manantona mivantany ety @ MiSe déco Mélamine mijery izay mety
📞:032 93 315 02/ 038 64 369 44
07/11/2025
Waouh waouh, zany hatsaranjavatra re olona eh 🥰❤️🔥🔥🔥.
Tongava manjifa izay mety na mandefasa mp MiSe déco Mélamine , ety Ambohipo ny boutique antsika.
📞: 032 93 315 02 / 038 64 369 44.
Mitohy hatrany ny fandraisana commande rehefa meuble mélamine.
27/10/2025
Livraison du jour, tsy mena-mitaha amin’ny hafa 🥰
Misaotra an’i Mme Kharina dia mitohy hatrany ny fandraisana commande.
MiSe déco Ambohipo
Contact: 032 93 315 02 / 038 64 369 44
19/10/2025
Vaovao🔥🔥🔥, miarahaba atsika rehetra dia ireto indray ny arrivagentsika manaraka👌 mbola disponible daholo.
Misy maromaro azo hisafidianana tsara izy ato ka samia manjifa ny mety aminy 😍
Contact 032 93 315 02/ 038 64 369 44
Boutique MiSe déco Ambohipo à côté du yas store
Mandray commande hatrany rehefa meuble mélamine
04/10/2025
Vavao🔥, miarahaba atsika rehetra dia ireto indray ny arrivagentsika👌 mbola disponible daholo
basse en Mélamine
Contact 032 93 315 02/ 038 64 369 44
Boutique Ambohipo à côté du yas store
Mandray commande hatrany rehefa meuble mélamine
28/07/2025
Salama daholo,
Ireto indray ny arrivage manaraka koa manasa antsika rehetra mba hanjifa hatrany izay mety 🥰
Misy maromaro izy ireo:
Tv
basse
coiffeuse
Mandray commande hatrany rehefa meuble Mélamine.
Contact: 032 93 315 02 / 038 64 369 44
11/07/2025
🚨 Promotion Tapis
✅ Tapis
✅ Qualité : polypropylène
✅ Antidérapant à pois
✅ dimension 𝟔𝟎𝐜𝐦 𝐗 𝟒𝟎𝐜𝐦
👉 𝐏𝐫𝐢𝐱 promotion à seulement 12.𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫 la pièce
☎️ 032 93 315 02
Nb: Disponible daholo ireo rehetra ireo, manao livraison
08/07/2025
Salama daholo, ireto indray ny arrivage manaraka😍👌 koa aza misalasala manjifa izay mety.
Misy: -Déco murale🖼
-Cuillères 🍽
-Tapis
-Miroir🪞
NB: Manao livraison no mandray commande foana rehefa meuble Mélamine, mankasitraka