Kojakoja

Kojakoja

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kojakoja, Antananarivo.

Photos from Kojakoja's post 22/02/2026

Ho anareo maman izay sahirana milanja termosy etsy sy eroa
🔍Ity misy vahaolana ho anareo: Thermolait
-Equipement tsotra nefa tena mahomby
- Afaka hoentina n’aiza n’aiza
-Rechargeable tsara
-Pratique kely
-Manoro ny temperature ny ronono

📌Aza misalasala manao commande fa vitsy ny stock ka miazakazaha
Midira aingana ao amin’ny hafatra miafina

🚚Livraison disponible

14/02/2026

Des articles neufs bientôt
Restez connectés…..

Photos from Kojakoja's post 12/02/2026

Heyyy
📌La st Valentin arrive à grand pas mais n’exagérons pas la pluie qui reste dans les parages ces dernièrs temps

Et quoi de plus romantique que l’amour sous la pluie avec en main des parapluies appropriés pour le moment❤️ et même sans pluie profitez en car ils sont en encore en vigueur

Nos parapluies sont encore disponibles alors n’hésitez pas à nous contacter

Prix: 20k ar

📦Stock limités
🚚Livraison disponible

Photos from Kojakoja's post 05/02/2026

Ces derniers temps, les averses arrivent sans prévenir : le matin, à midi, en fin de journée…
Et personne n’aime arriver trempé(e) ni au travail, ni à l’école ou à encore moins à un
rendez-vous.

💡 La solution ? Un parapluie fiable, solide et pratique.

✔️ Facile à transporter partout
✔️ Adapté à un usage quotidien
✔️ Idéal pour adultes et étudiants

Prix : 20.000ar

📦 Stocks limités

📩 Contacte-nous en message privé pour plus d’informations ou pour passer commande
🚚 Livraison disponible

☔ Anticipe la pluie… et reste au sec en toute tranquillité.

Tato ato dia manorana foana ny andro.
Ary tsy misy olona tia tonga lena any am-piasana, any an-tsekoly na amin’ny fotoana samihafa.

💡 Vahaolana ? Elo matanjaka, azo itokisana ary mora ampiasaina.

✔️ Mora entina na aiza na aiza
✔️ Mety amin’ny fampiasana andavanandro
✔️ Mety ho an’ny olon-dehibe sy mpianatra

📦 Voafetra ny tahiry ka miazakahazaha haingana hanao commande

📩 Mifandraisa aminay amin’ny message privé raha mila fanazavana fanampiny na raha hanao commande
🚚 Manao livraison

☔ Miomàna mialoha amin’ny orana… ary mitoera maina am-pahatoniana.

24/07/2020

Aza adino ny manisy Like ny Pejy anarahanao tsy tapaka ny Vaovao😉.
🚨Vonona hatrany izahay eto amin'ny Pejy anome fahafaham-po ho anao mpanjifa ka amin'izao fanombohany izao dia maimaimpoana ny ✨ ✨ n'aiza n'aiza misy anao eto Tana (Tolotra voafetra).
❗Ny any amin'ny faritra moa mbola ho avy tsy ho ela ny tolotra fandefasana entana.

07/07/2019

Manomboka androany dia Je t'aime ny dikan ny "Alefa Barea"😂😂😂😂
😂😂😂

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101