SHEE

SHEE

Share

Vente

15/11/2025

Sode mba mahasoa

2 taona lasa izay no nahasitrana ny vadiko raha niady ny homamiadana izy na dia saika mbola hodidiany mpitsabo fanintelony aza.

Encore merci lala taxi taminy torohevitra ah.

Zaraiko aminareo izy androany dia asakasankareo mba handray na tsy handray.

Resaka manthalys.

Io amini sary io izy ary otrizao foana ny faniriny na lehibe aza.
Ny toerana ahitako azy dia eo :antaninarenina.eo akaikini tranonjiro le eo @ vavadini saint Michael ambony.waterfront.miotivoara bypass. Sns....

150 maladies no sitranio fa ny anay moa zany cancer.

Ito ilay izy.

-Apetraka ao antrano tsy azoni masoandro 24h fotsiny dia maina ilay raviny.

Mampangotraka rano 1.5l dia rehefa mangotraka dia asina ravini 10 dia avela eo amboni afo 12mn.
Tsihifina aveo.
- raha traitement dia 3 tasses/jrs pendant 20jrs.de pause 10 dia miverina misotro indray.3 mois de traitement.
- raha préventif dia 3 tasses/jrs pendant 7jrs.dia mamerina isaki ny 3 mois.

Dia nampina ito jus ito koa.
Jus sotroina isanandro 3 verres par jour ampirimina anaty frigo so masiso.dia manambotra foana raha lany ary sotroina fona mandrapasitrana tsara fa tsy mijanona mintsy.
mixena miaraka am rano avy nampangotrahana efa mangatsika na eau vive 1,5 litre:
-Citron 2
-carotte 2
- ovy 2
- thin kely
- radis 2
-betrave 2
-tantely 1 cs
-tongolo 2
-voatabia 2

Nb: atao pansement foana na izany aza ny fery isanandro.

Mirary soa

Ra Fidy

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Tsiadana
Antananarivo
101