16/05/2026
🎁✨ Omeo cadeau miavaka sy manaitra i Mama amin’izao Fetin’ny Reny izao 💖
⌚ Montre bracelet personnalisée, afaka asiana sary sy soratra izay tianao 🥰
🌸 Afaka misafidy motif bracelet araka izay tianao ihany koa ianao. Ao amin'ny commentaire ao ⬇️⬇️.
💰 Prix: 25 000 Ar seulement
🛵 Livraison: à partir de 3 000 Ar, mandefa any amin'ny faritra ihany koa an...
📞 Tel: 034 94 815 40 / 033 97 617 87.
15/05/2026
Big shout out to my new rising fans! Harena Fandresena, Mickaël Rivomanjaka
22/04/2026
Big shout out to my newest top fans! Volatina Nadya
31/03/2026
🕒MONTRE MURALE PERSONNALISÉE 🕒
Sady decoration no montre, aia koa ro ahita a ...?
Ataovy miavaka ny rindrinao na manomeza cadeau original sy classy 💝
✨ Afaka asiana:
📸 Sary manokana
🏷 Logo Fiangonana, entreprise
✍️ Soratra (Anarana, Tenin'Andriamanitra, daty, message spécial…)
* ianao no mi-commande hoe atao gauche sa droite sa ampovoany ny asina ilay Montre, mbola afaka asina Sary na soratra koa ary anatin'ilay montre.
* Afaka hatao horizontale, afaka hatao verticale ihany koa
Disponible en 2 formes :
- Format A4(20x30cm): 40 000ar
- Format A3( 30x40cm): 55 000ar
* Efa misy attache fametahana azy amin'ny rindrina ihany koa ao andamosiny ao an...
📸 Photo réel sy détail maromaro ao amin’ny commentaire ⬇️⬇️
📞 034 94 815 40 (WhatsApp)/ 033 97 617 87
🚚 Livraison partout à Madagascar
20/03/2026
POMPE A PIED BICYLINDRE
Arrivage vaovao
Puissance: 0 - 11 bar / 0 - 160 psi
✅ Mameno pneu haingana be nefa mora itsahina.
✅ Tsy mila courant
✅ Misy nanomètre(mahita pression)
✅ Mafy sy mateza ( support métallique)
* Efa misy adapteur mety amin'ny karazana valve sy languette mety amin'ny baolina.
* Photo réel fanampiny ao amin'ny commentaire
Matanjaka be, mety amin'ny: baolina, bicyclette, bajaj, Fiara rehetra, piscine- fandriana gonflable, sns...
⚠️ Stock limité – araraoty dieny mbola misy!
💰 45 000 Ar fotsiny
📍 Antananarivo(manao livraison), mandefa faritra ihany koa
📞 033 97 617 87/ 034 94 815 40 (appel / WhatsApp)
20/03/2026
🔥 KIT ANTSY CUISINE COMPLET🔥
Ataovy mora sy mahafinaritra ny mahandro isan’andro 🍳
👉 Kit 6 pièces matevina & maranitra tsara:
✔️ Antsy lehibe (ho an’ny hena sy taolana) ✔️ Antsy antonony (multi-usage)
✔️ Antsy kely (précision)
✔️ Hety (cuisine)
✔️ Fandrangitana
✔️ Fitetehana
💎 Tombony:
✅ Tsy mora simba sy harafesina
✅ Maranitra tsara (coupe rapide & propre) ✅ Mahazaka fampiasana isan’andro
✅ Endrika modern & pro
💰 Prix PROMO: 25 000 Ar fotsiny
🚚 Livraison: 📍 Antananarivo 📦 Mandefa faritra rehetra
📞 Contact rapide: 034 94 815 40 (WhatsApp)/ 033 97 617 87
⚠️ Stock voafetra — aza tara fa lany haingana!
17/03/2026
🔌 PRISE DE PROTECTION et PRISE AVEC PORT USB🔌
Prix : 30 000ar/1 PIECES
💥 Vahaolana hiarovana ny fitaovana elektronika ao an-tranonao! 💥
(Tena ilaina amin'ny jiro tapaka lava sy courant miovaova)
📦 Vaovao – sous carton
🛡️ FOMBA FIASANY ?
✅ Miaro amin’ny basse tension (courant midina tampoka)
✅ Miaro amin’ny surtension (courant miakatra tampoka)
✅ Manapaka automatique ny courant rehefa misy fiovana mampidi-doza
✅ Mamoaka courant normale rehefa milamina indray
✅ Mahazaka fiovaovan’ny herinaratra sy kotroka
🏠 MIARO NY FITAOVANA TOY NY :
📺 Télévision
🧊 Réfrigérateur & Congélateur
💻 Ordinateur
🔊 Subwoofer / Radio
🧺 Fer à repasser
🔌 Appareils ménagers maro samihafa
🔌 PRISE AVEC PORT USB: Tapitra hatreo ny prise mitsonika fa ity no matanjaka tsara sady blindé be.
√ Lavaka 4
√ Port USB 3: afaka hi-chargena téléphone.
√ Fil 2 mètres
√ Interrupteur coupe courant
√ + 3500W: mahazaka fatana courant isan-kazarany, poste soudure, machine industrielle, sns...
📍 Lieu : Antananarivo/ mandefa faritra
📞 Contact : 034 94 815 40(watchap) /033 97 617 87
16/03/2026
⌚✨ MONTRE PERSONNALISÉE ✨⌚
Montre MURALE et montre BRACELET
🎨 Afaka asiana :
✔️ SARY
✔️ LOGO
✔️ SORATRA
✔️ Design araka ny fangatahanao
Hoanao olo-tsotra, Fiangonana, Orinasa, Sekoly, sns...
📸 Photo réelle sy détail maromaro ao amin’ny commentaire ⬇️⬇️
✨ Montre Bracelet Vrai cuir sy en acier: 30 000ar
✨Montre murale Ronde et carrée: 35 000ar
Kaomandio dia ny izao ary arakaraky ny karazany izay mety aminao: habeny, lokony.
📍 Lieu : Antananarivo (mandefa faritra)
📞 Contact : 034 94 815 40 (WhatsApp)/033 97 617 87.
15/03/2026
🥤MIXEUR / JUICER PORTABLE 🥤
+ 1 Gourde miaraka aminy.
🍓🍌 Multi-fonction, mety hanaovana:
• Jus voankazo • Milkshake • Totom-boanjo • Toton-tsakay, sns ...
✨ Mety amin'ny fotoana sy toerana rehetra izay tinao: ao antrano, ao amin'ny birao, ao anaty fiara, rehefa mitsangatsangana na manao picnic, ...
✨ Satria:
✔️ Portable & Recharge USB – afaka ampiasaina na aiza na aiza.
✔️ Lelany vy tsy mora harafesina, manoto voankazo haingana sy tsara
✔️ Batterie 1500mAh – mahavita 10-15 vera jus isaky ny charge iray.
✔️ 2 bocal 400ml – Ny 1 gourde misy sarony sady azo ampiasaina ho bouteille fisotroana ihany koa.
✔️ Akora food-grade – azo antoka amin’ny sakafo.
⚡ Stock voafetra – aza tara!
💰 Vidiny : 30 000ar monja.
📍 Lieu : Antananarivo/manao livraison sy mandefa faritra
📞 Contact : 034 94 815 40(watchap) /033 97 617 87
13/03/2026
🎧 Ecouteur bluetooth WIRELESS 🎧
📌 Leo ecouteur jack ampiasaina herinandro ve ianao dia simba ?
📌 Leo ecouteur bluetooth 4 h dia lowbat ve ianao ?
📌 Mitady ecouteur hoentina manao sport ?
📌 Te hanao bain de langue @ fianarana teny vahiny ?
📌 Hihaino hira sy hijery vidéo koa ?
📌 Misy ecran kely mampiseho ny Niveau batterie
Vahaolana: ity Ecouteur bluetooth WIRELESS ity.
✨ Afaka hanatsofohana carte SD
✨ Son stéréo, ny bass midoboka tsara
✨ Afaka andraisana appel
✨ Misy bouton: next-previous-play pause
✨ Autonomie batterie 8h mahery mihaino tsy ankiato.
✨ Misy ecran kely, indication Niveau batterie
✨ Bluetooth V5.0 mahatakatra hatramin'ny 10-15 metatra
* Tsy misy radio FM
Prix: 30 000 ar 🎉 oui 30 000 ar 🎶
Contact: 034 94 815 40/ 033 97 617 87
⭐Livraison manomboka 3000ar eto Tana. Afaka mandefa any amin'ny faritra.