04/02/2026
Akohokely poulet de chair disponible androany. 28 isa, 4400 Ar.
Miantso izay haka azy na mp.
034 84 177 28
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cabinet Véto Ny Soa Ambohimandroso, Antanifotsy.
04/02/2026
Akohokely poulet de chair disponible androany. 28 isa, 4400 Ar.
Miantso izay haka azy na mp.
034 84 177 28
Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy. Misy tolotra omenay anareo eto ambohimandroso sy ny manodidina ho an'izay manao vaksiny fanefitry ny haromotana ho an'ny alika mahazo bonus anti puce mandritra ity volana octobre ity.
Tongava ary manatona anay oh
27/01/2025
Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra
Ho antsika mpiompy omby vavy be ronono, te hanatsara ny famokarana ronono. Natao ho antsika indrindra ity bloc de pierre à lecher ity(bloc mineral)
Misy ato amin'ny cabinet izy ito an
09/01/2025
Misy anireto masomboly voafantina reto ihany koa ato aminay an.
Ndao ary hamokatra oh 🌻
09/01/2025
Salama daholo oh. Ho antsika zay efa niandry fatratra ity sakofo ho an'ny kisoa kely ity. Efa tonga ary misy ato aminay izy ity.
Ho an'izay manana kisoa kely tsy dia mitombo na tsy ampy nono na tsy ampy sakafo dia io no vahaolana ho antsika mpiompy.
Fiompiana mahomby 🐷🐷🐖 no tanjona
24/12/2024
Ho an'ny mpiompy kisoa : tena ilaina be ito hamendrahana fanafody. Mety ampiasaina amin'ny fambolena ihany koa.
✅ Pulvérisateur 1L : 16 500 Ar
✅ Pulvérisateur 2L : 17 500 Ar
Ireo fepetra ara-pahasalamana tokony ho arahana amin'ny fiompiana kisoa
Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra.
Misy fanamarihana kely ho antsika miantso numero mila service avy aty aminay.
Marihina fa zahay tsy mbola manana technicien(ne) miasa miaraka aminay fa Dr Vétérinaire iray ihany no ato amin'ny cabinet manao ny clinique anatiny sy ivelan'ny cabinet noho izany:
NY FITSABOANA ANY ANTRANON'NY MPIOMPY REHETRA dia SUR RENDEZ-VOUS AVOKOA:
- Ny vaksiny sy ny odikakana ary ny vitamine ho an'ny biby
- Ny fandindina kisoa na omby na alika
- Ny fer sy ny fanapahana nifi-kisoa kely
NY SERVICE D'URGENCE NO MANDEHA EO NO EO RAHA VAO MIANTSO NAREO.
Rehefa miantso tompoko dia milaza ny anaranareo sy ny toerana misy anareo ary ny service angatahanareo ianareo. Rehefa tsy urgent lay service tadiavinareo dia aleo mba amin'ny 8h ora maraina ka hatramin'ny 5h hariva no miantso.
Mankasitraka antsika rehetra amin'ny fiarahamiasa
Miarahaba antsika indray e !
Ho antsika izay mitady provende HENDRIX na CONCENTRÉ DE PROTÉINE HENDRIX dia eto amin'ilay fivarotana misy soratra "Cabinet Véto Ny Soa" akaikin'ny FJKM no ahitanareo azy. Fivarotana tokana ihany no misy anay ary tsy mivoaka ivelan'ny varavarana ny sakafom-biby mba ho fitsinjovana ny fahasalaman'ny biby fiompinareo sy ny kalitaon'ny sakafony.
Izahay dia manome torohevitra foana ho anareo client, indrindra ny resaka fahasalaman'ny biby fiompy sy ny sakafony.
26/10/2024
Fotoam-pambolena izao ka andao hamboly ary e. Matsiro be izy io sady betsaka hery fiarovana. Atoronay anareo ny fomba fambolena azy. Masomboly CAL98 voafantina ny antsika.
16/10/2024
Miarahaba antsika rehetra.
Ho antsika izay nitady vovo trondro tsara kalitao, dia efa tonga ato aminay ny farine de thon. Tongava ary fa mirary ny vidiny
03/10/2024
Miarahaba antsika rehetra. Ho antsika lay nitady provende feedmax rehetra na ho an'ny akoho fakana nofo na akoho mpiady (provende TANJAKA), na ho an'ny kisoa dia efa misy ato amin'ny cabinet amin'ny vidiny mirary.
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |