20/06/2025
Tsenanay
Meuble en mélamine, porte blindée, table, lingerie,....
20/06/2025
20/06/2025
hey arrivages🏃🎉
Lany ilay izy teo dia betsaka ianareo no nihandry😄.
Vao arrivages tonga dia notohizana promotion 📢🎉
✅ Parfum Sakura et Coco.
✅ Manitra malefaka tsara kely nefa maharitra eny foana😍
☎️ 038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.
19/06/2025
📢🎉💥Liquidation goavavana be zareo a, ilay meuble nirianao be iny mihintsy.
Tongava malaky 🏃
✅ Démontables et en mélamine.
☎️ 038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.
16/06/2025
hey 😍
mbl dispo ato amnay foana ko ireto drap complet mahafatifaty reto zareo a.☺️
Tongava malaky de ndao hanaingo chambre😍🏃
✅ qualité coton.
☎️ 038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.
16/06/2025
bonjour dhl😄
elaela zay, misy vaovao be ry zareo a.
📢🎉 promotion be ny tapis ato amnay amzao.
✅ qualité tsara be.
Ilaina ny tapis amzao mangatsiaka be zao fa aza tara😉☺️
☎️ 038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.
26/05/2025
Hey Salama daholo👋
Tena efa mangatsika be mihintsy fa manaova mafana tsara ❄️☃
Misy anreto mafana nefa mora be reto ato amnay fa tongava.
💥 30. 000ar no lafo ndrindra amreo
✅ SHEIN
mbola misy betsaka fa aza tara.
☎️038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.
09/05/2025
Salama daholo indray o☺️
Mbola misy foana ry zareo ilay matelas mousse a,de malaky sao tara de miandry arrivage elaela ndrai 🏃
prix miankina am refiny ( Mora be😉)
☎️ 038 58 600 86
Ambodirotra Antsakaviro.
08/05/2025
Salama daholoooo😍
efa Tonga ndray ny Bailu an 🤩
ny qualité tsy niova fa ny sachet no niova Noir ( ity Ary mbola tsara2 kokoa) 😉
Tongava malaky sao tara 🏃
prix : 26 000 ar
☎️MP ou 0385860086
📍 Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro
06/05/2025
Salama daholo🥰
Efa Manomboka mangatsiaka zao ny andro🥶
Mbola misy foana ny bodofotsy sy ny couette🛌
Pour 2 places
☎️Mp ou 0385860086
📍 Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro
03/05/2025
Kojakojako zareo aa😄🎉
Aza adino fa misy kojakoja ilay tena ilaina ireny koa ato aminay an
Prix mora be hatrany💥
☎️ 038 58 600 86
Ambodirotra Antsakaviro.
29/04/2025
Boîte de rangement ndray ary euh😁
Misy karazany reooo🤗
Ao anaty commentaire ny détails 😏
☎️ Mp ou 0385860086
Tsenanay Antsakaviro
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the business
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |