30/08/2025
β½οΈπ£ FINAL CHAN 2025π₯
BAREA π²π¬ Vs MAROC π²π¦
Ndao hiaraka hanohana ny Barea ato Amin RELAX VATOFOTSY ANTSIIRABE fa ireo ny antsika πͺ
Live direct, ambiance mafana be π
EntrΓ© gratuit, consomation obligatoire π₯
24/06/2025
Relax bar karaokΓ© vatofotsy Antsirabe
Mitady serveuse maika be, afaka miasa avy hatrany aorian entretien.
Mp na laharana afaka hiantsoana 0346488852.
Mankasitraka tompoko.
21/06/2025
Hbd to Relax πππ
Aza adino ilay fotoanatsika anio a. Live miaraka le rasta arahana Animation dj mafana be π₯π₯π₯
18/06/2025
π₯π₯ LIVE π BACKOM π₯π₯
Ho fankalazana ny 1er anniversaireππΎ ny RELAX karaokΓ© Vatofotsy Antsirabe ny asabotsy 21 juin 2025 manomboka Amin'ny 7ora ariva dia manolotra live gratuit milay be iarahana Amin'i BACKOM le RASTA, iarahatsika mihira ao le hira hafatarany be sy ny maro azy Ary tsy lefy laza πΆ MAUSOLE πΆ hira tsy afaka ao ambavany mpanao karaokΓ© π€π€π€ ato Amin Relax ihany ko io. Tongava daholo isika rehetra pankafy na tsy mankafy fa Mbola misy discothΓ¨que mafana be aorian live.
Prix boissonπ»π₯ sy tsakyπ₯π§ππ§ tsy miova, mitovy Amin'ny isanandro ihany, Mbola arahana bonus milay be ko ary π
Parking assurΓ© no sady malalaka be π²π΅ποΈππ
π₯Tongava maro Ary fa vonona ny ekipa Relaxπ₯
Toerana π RELAX Vatofotsy Antsirabe apitany stationnement π
18/06/2025
π¨ Tonga izao ilay andro malaza ho an'i Relax ka andao iara-hifaly aminay ry zareo a π¨
amboary dieny izao ary ny programa dia izany e πππ
π₯°π₯°π₯°
πππ
01/05/2025
Iza daholo ny vehivavy te hanana hoho otran'izao fa hiantohanay ny fanamboarana azy πππ
19/03/2025
Mitandrema tsara ry zareo fa fihetsika kely tsy voatandrina sy tsy voahevitra dia mety hanimba ny hoavinao iray manontolo satria efa ratsy toetra ny olona amin'izao.
N.B : Sary tsisy idirany fa raha misy ny fitoviana amin'ny sary dia kisendrasendra sy fifandrifin-javatra ihany izany π
01/03/2025
Tena manao koa ianareo client sasany a. Kanefa tinay foana ianareo e π
Iza ilay olona fantatrao mpanao an'izao πππ
Latsaka daholo ny prix boissons rehetra anio ato
28/02/2025
Ity ary ilay fanaovam-beloma ilay volana febroary taolana be ka tongava maro e πππ
27/02/2025
Tsy maninona izany aki fa asaivo entiny manao karaoke ao fotsiny ndri dia milamina a. π