12/12/2025
Tena marefo ny Omby amin'izao fotoanan'ny Orana izao,Ary mora andairan'ny aretina no Sady mora maratra ihany koa.Zava-manana aina izy io ka tokony ho hajaina sy omena ny filana manandrify azy.
Ireto tanisaiko ambany ireto Ary ny vazatra tsara ho fantatra MBA hitohizan'ny fahasalaman'ny Omby
01-Rano azo antoka no omena ny Omby fa tsy izay rano hita rehetra eny,Tsy tokony ho sotroin'ny Omby n'y rano tatazana amin'ny tafontrano satria nandalo vy
02- Tsara kokoa raha mialina andro n'y vilona vao omena hoanin'ny Omby( vilona avy nofaranana)
03-Rehefa avy ny orana dia ajanona aloha ny asa,tohizana rehefa mijanona ny orana
04-Aza hadino ny traitement amin'ny fotoanany;oh Fakana Dinta, Vitamine, antibiotique sns..
05- Araho maso akaiky ny fiandrasana ny Omby fa betsaka ny fahavalo(Riaka,bibikely,hantsana...)
06-Olona azo antoka na Vétérinaire no avelao hikarakara ny fahasalamany raha sanatria misy tranga hafahafa(Tsy manao dokotera tena)
07-Atao amin'ny toerana Tsy azon'ny orana na anaty trano voantokana ny Omby
08-Diovina matetika n'y tranony Tsy avela hisy fotaka mihitsy, indrindra Omby vavy bé ronono
Izay Maha kolokolo hono no manana ny tsara 🐂🐄
Amin'ny manaraka zaraiko amintsika eto ny nahazo ity Omby amin'ny sary eto ity
Mirarisoa daholo Tompoko 😘
0382247821
12/12/2025
AMIDY
Tolotra anatin'ny Fety ity zareo a!
Tsy hiteny Betsaka aho fa ny sary dia mahalaza ny hatsaran'ilay Omby,raha hitanao fa tsy mety aminao dia aza vidina,fa raha hitanao fa tsara Dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina😅
Race Pie rouge Bevohoka 5Volana
indray niteraka
hiditra zanany faharoa (02)
prix 5 500 000ar miady varotra
toerana Antsirabe Mandaniresaka
Contact 0382247821
Manao livraison hatrany izahay
09/12/2025
AMIDY hoan'izay mitady Omby tena tsara amin'izao akatroka n'y fety izao
bevohoka 6mois
Mbola mitery 4-5l/j
Efa hajanona fiterena
Prix 5500000ar miady varotra
Contact 0382247821
Manao livraison hatrany izahay
Toerana Antsirabe Mandaniresaka
09/12/2025
AMIDY
hoantsika mitady ny mitery indray Ary e
Race Pie rouge
mitery 14l/j
Salama tsara ny Omby
Prix 5500000ar miady varotra
Contact 0382247821
Toerana Antsirabe Mandaniresaka
Manao Livraison hatrany izahay
24/11/2025
Mpanjifa iray avy any Ikongo
Metetika izahay no milaza aminareo hoe ny tsara hatrany no omena anareo.
Vantony ity teraka ity ary tena hanao azy ny ranono a😅
Niantso ahy moa ny tompony hoe MBA tongava aty hampiofana anay momba ny fikarakarana azy rehefa teraka,Tsy nisalasala aho nidina any, Tonga anefa izaho dia ampitsoniny teraka Ilay Omby.Somary sarotra fiterahana ihany saingy nanampy Andriamanitra dia teraka soamatsara.Tena faly Ilay Ramatoa ka hoy izy; Tena Mbola hiverina Haka indray izahay fa tena tsara ny ombinareo.
Ho anao izay mbola misalasala,tapaho n'y hevitra fa tena tsara ity sehatra ity
Izahay dia Mbola vonona hatrany n'y hanome n'y tsara hatrany
Toerana Antsirabe Mandaniresaka
Contact 0382247821
Livraison Manerana ny nosy
28/10/2025
🐄 AMIDY 🐄
Vantony bevohoka 3mois
Prix 3500000ar Fixe
Contact 0382247821
Toerana Antsirabe
Livraison Manerana ny Nosy
28/10/2025
🐄 AMIDY 🐄
Hoan'izay mitady bevohoka Sady mitery
natao hoanao ity.
Bevohoka 3mois mitery 13l/j
prix 30M fmg miady varotra
toerana Antsirabe
Contact 0382247821
Livraison Manerana ny Nosy
27/10/2025
🐄 AMIDY 🐄
Iza no Mbola tsy nahazo na koa maniry hiompy
Tena alefa mora ireto fa Mila vola maika
-Sada mainty( Robe Noire)
-Bevohoka 7mois mbola mitery 10fa efa hajanona
-Salama tsara tsy misy olana
-Pic 22l
Prix Mp
-Sada Mena (Pie rouge)
-Bevohoka 5mois
-Mbola tanora tsara
-Salama tsara
Prix Mp
Tonga Dia miantso hoan'izay vonona
Toerana Antsirabe
Contact 0382247821
Livraison Manerana ny Nosy