Entreprise 3F Fianarantsoa

Entreprise 3F Fianarantsoa

Share

Travail du bois de pin traité pour confectionner des mobiliers d'intérieur, mobiliers d'enfants, portes et fenêtres

01/01/2026

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2026!

24/12/2025

Misokatra hatramin'ny 4 ora hariva ny magasin sy androany. Mbola misy arrivage hatrany...

23/12/2025

🚩🚩Promotion fin de serie: 45.000ar ny 03 pièces dia io 1 io ihany no disponible.
Ampasambazaha
Arrêt bus soratel Ampasambazaha
0347918531

Photos from Entreprise 3F Fianarantsoa's post 20/12/2025

🚩🚩Allô Allô Fianarantsoa 🚩
Promotion Rideaux noël eo amin'ny Ampasambazaha amin'izao ankatoky ny fety izao. Tongava Malaky fa vitsy ny stock
luxe: 20.000ar/pièce au lieu de 35.000ar
lin: 15.000ar/pièce au lieu de 25.000ar/pièce

0347918531

18/12/2025


:
Mme cliente mahafatrapo, efa ela2 tsy ni-commaande dia tonga hanao commande indray
C: mba anaovana armoire sy penderie azafady, atao en bois de pin.
3F: Inona tian'i Mme atao lokony?
C: Ataovy amin'izay mahatsara azy re Mme.

🪚🛠️Dia nanangana ny équipe, 🪛🔨niketrika ka izao hitantsika amin'ny sary izao no vokatra: armoire, penderie, table sy chaises nataonay teinté pali vernissé.

Misaotra sy mankasitraka indrindra tompoko, amin'ny manaraka indray 🙏🏼 🙏🏼

Photos from Entreprise 3F Fianarantsoa's post 17/12/2025

Entana vitsy2 azo jifaina avy hatrany ato amin'ny magasin, tongava fa tsy Misy maro fa ny équipe manenjika ny commande


0347918531

Photos from Entreprise 3F Fianarantsoa's post 16/12/2025

Retour client afa-po!

✨✨🌹🌹Mahavita zavatra tsara isika eto Fianarantsoa🌹🌹✨✨

Misaotra anareo clients marobe mahatoky anay hatrany. Misaotra manokana Mme É tena afapo foana amin'ny asanay! Amin'ny manaraka indray🙏🏼♥️

Tongava manjifa fa tsy misahirana intsony ianareo client fa ho afa-po amin'ny finition sy service atolotray.

: 0347918531

Photos from Entreprise 3F Fianarantsoa's post 12/12/2025


Thème Noël no nosafidiany tao amin'ny salon☃️🌲Mankasitraka indrindra Mme M💐

Tongava fa mbola misy anjaranao ao!

: arrêt bus soratel Ampasambazaha
0347918531





Photos from Entreprise 3F Fianarantsoa's post 10/12/2025


Efa disponible ho antsika eto Fianarantsoa ny , ,
Ho antsika tia manaingo sy mikarakara ao an-tokanntrano fa fotoanany zao!

: tsindrio ny sary dia mipoitra ny vidiny
: arrêt bus soratel Ampasambazaha
: 0347918531

Photos from Entreprise 3F Fianarantsoa's post 02/10/2025

Efa miverina misokatra ny magasin Soa Meubles sy Soa Rideaux
Aza misalasala fa milamina isika eto Fianarantsoa 💪🏼🙏🏼

Photos from Entreprise 3F Fianarantsoa's post 22/08/2025

Misaotra sy mankasitraka ny Espace Manelisoa Mahazengy mahatoky hatrany.
Fond marié Coliseum no fiantsoanay azy...
Livraison et montage au soin de toute l'équipe
Merci❣️

Ho anao maniry ny hiara-miasa antsoy ny téléphone 📞 0347918531 na mandefasa whatsapp fa vonona handray anao hatrany izahay


Photos from Entreprise 3F Fianarantsoa's post 21/08/2025

✨✨Arrivage rideaux manitra be !! ✨✨
Ao am Soa Rideaux Ampasambazaha akaiky Rofama Ampasambazaha
Aza tara🏃🏼🏃🏼

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00