05/10/2026
🎧 MIXLAB — Centre de Formation DJ
MIXLAB dia centre de formation noforonin'ny Tontolon'ny Dijaka, natokana ho an'ireo te hianatra, hampivoatra ary hahay bebe kokoa amin'ny tontolon'ny DJing sy ny mozika.
Ny tanjona dia ny hanome formation pratique sy technique, ka hianarana ny fampiasana fitaovana sy logiciel, ny mixage, ny technique, ny production ary ny fototry ny animation musicale, miaraka amin'ny fomba fiasa matihanina amin'ny sehatry ny DJ.
Manomboka izao, ny pejy MIXLAB no hivoahan'ireo publication rehetra mifandraika amin'ny fampianarana: formation, torohevitra, technique, mixage, logiciel, matériel, animation musicale ary ireo lohahevitra hafa mahakasika ny DJing sy ny mozika.
Ho hita ao ihany koa ireo fizarana fifanampiana madinidinika, torohevitra, astuces, connaissances ary partage d'expérience, mba hahafahan'ny DJ sy ireo liana amin'ny mozika mianatra, mizara ary mifampitaiza.
MIXLAB dia projet vaovao natsangan'ny Tontolon'ny Dijaka, izay efa niasa sy nampianatra tao amin'ny tontolon'ny DJ.
🎓 MIXLAB — Apprendre • Pratiquer • Maîtriser
Par Tontolon'ny Dijaka