12/01/2026
✅12 Janoary 2023 - 12 Janoary 2026.
👉🏽3 Telo taona katroka androany no nametrahana ireo mpikambana ao amin’ny Chambre de Commerce et d'industrie de Toamasina na Cci Toamasina.
👉🏽Raha toa ka ny sata mifehy dia 4 efatra taona ny fotoam-piasan’ireo mpikambana.
👉🏽Noho izany dia ho tampitra hafaka 1 iray taona na 12 roa ambin’ny folo volana izany.
👉🏽Anisany alohany farany tao anatin’ireo CCI 24 misy eto Madagasikara ny fametrahana ny mpikambana teto Toamasina.
✅Arak’izany dia tokony ary Tsy maintsy miroso amin’ny FANOVANA ireo mpikambana amin’ireo 24 CCI amin’ny alalan’ny fikarakarana ny fifidianana ny Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana.
fans
Goep Toamasina
23/11/2025
Melohinay ary lavinay ny fanaratsiana, fanesorampotaka(diffamation publique) mahazo ny Filoha mpitarika anay Jean Luc Ampiraza Jean Luc izay ataon-dRamatoa Maso Marianna sy ny namany izy izay miafina ao ambadika ny kaonty 2 samahifa Demeter Gasy sy Andriambavy Tsimiava IV.
Manana porofo mazava izay sombiny ihany no halefanay sary eto. Ary Tsy misy nahavita ny vitany raha mbola ireo milaza fa anjely ao AnChambre de Commerce et de L'industrie ToamasinauCci Toamasinana Cci Toamasina izao izay miezaka Mitady hevitra handotoana anay mba Tsy hilatsahanay amin’ny fifidianana manaraka 2026 izay hatamperan’ny mandat.
Enga anie ka mbola ao na ohatr’izao ny ao antoerana amin’izao.
Farany dia Tsy hijanona amin’ity Droit de réponse ity ihany izahay fa hangataka amin’ny fitsarana hanokatra fanadihadiana ary hampiatra ny sazy araka voalazan’ny Lalàna manankery amin’izay rehetra vaoakasika an’ity raharaha ity na mivantana na ankolaka.
GOEPT
Groupement des Opérateurs Économiques Professionnels Toamasina.
19/11/2025
Tsy mitsahatra mampijabaka ny olona izay tonga ao ireo izay miseho fa ho anjely ao amin’ny CCIT. Efa teo Ministra Razafindravahy Edgard teo koa Ministre David izao indray Honorable Vpan Fidèle Razara Pierre.
Mazava tsara ny voalazan’ny Decret 2007-990 art 85 fa Tsy hoe ‘´TSY MAHAZO MANAO POLITIKA NY MPIKAMBANA AO’’. (Sary faha 3).
Tsy marina ny filazana hoe misy fitsipika milaza izany ka lasa Nijabaka ny VPAN Toamasina raha avy nifampiresaka tamin’izy ireo.
Ao amin’ny commentaire ny Vidéo
Source : AZ Radio Television 19 novembre 2025.
09/11/2025
Ambetintenin’ny Filoha ny GOEPT Andriamatoa Jean Luc Ampiraza Jean Luc hoe hiankinan’ny fampandrosoana ny Firenena ny mpandraharaha ara-toekarena.
Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
08/11/2025
Arreté N*8211/2014 du 10 février 2014 Relatif au délai de rapatriement de devises nées des exportations.
ART 2 - Les recettes doivent être rapatriés sauf dérogation dans un délai de 3 mois à compter de la date d’embarquement.
EFA MISY LALANA HAFA NIVOAKA VE TAORIAN’IO?????
SA HOE BLOCAGE ÉCONOMIQUE HO AN’IZAY MI-BLOQUER NY EXPORTATEUR IZAY MBOLA ANATY DÉLAI TSARA?????
OMEO VALINY IZAHAY MPANDRAHARAHA FA BETSAKA NY MITARAINA ATY AMIN’NY FARITRA ATSINANANA (MINE).
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana
Goep Toamasina
GOEPT
03/11/2025
Ho antsika mpikambana sy mpandrahara ara-toekarena jiaby
Goep Toamasina
29/10/2025
Miarahaba anao Andriamatoa Ministra Juste RAHARISONE izay Mpikambana ato amin’ny Vondron’ny mpandraharaha Goep Toamasina ary Mirary anao ho lava fanapahana ary hahaleo halasana amin’izao andraikitra hiandreketanao eto amin’ny Firenena.
24/10/2025
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Amin’ny maha mpikambana anay Groupement GOEPT ao amin’ny Chambre de Commerce et d'industrie de Toamasina Cci Toamasina no hankasitrahanay sy hanomezanay fisaorana amin’izao fanapahankevitra izay ho raisinareo momba ny fananam-panjakana indrindra ireo Tsenam-barotra ny Fanjankana izay Tsy notanterahina.
Azo jerena tsara hoe Aiza ireo entana matériel informatique sy mobilier de bureau novidina ary Aiza ireo fiara namboarina nefa Tsy misy raha Tsy iray ihany. Ny trano natao rehabilitation koa etsy andaniny.
Io ny fandaniana 2024 izay azo Tsirihina sy hamarinina tsara.
16/10/2025
Ho antsika mpandraharaha mpitatitra miasa na maniry ny hiasa momba ny fitaterana ny kaontenera ao anatin’ny MICTSL Port Toamasina.
Araka ny Email voaray dia ho tonga amin’ny fotoana ho fanavaozana ny antontan-taratasy hahafahana hanohizana ny fahafana hivezivezy ao amin’ny Mictsl antsika ka anisan’izany ny fisiana ao anatin’ny Groupement.
Vonona handray antsika mpitatitra ny Groupement GOEPT izay eo ambany fitarihan’ny Andriamatoa Jean Luc Ampiraza Jean Luc.
Contact et Whatsapp +261 389139012
13 Rue Albert 1er Ampasimazava
28/07/2025
🫵Vous souhaitez créer votre entreprise, mais craignez les frais élevés et imprévus ?
𝐍𝐨𝐮𝐬 𝐩𝐫𝐞𝐧𝐨𝐧𝐬 𝐞𝐧 𝐜𝐡𝐚𝐫𝐠𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐫𝐞́𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞𝐩𝐫𝐢𝐬𝐞 à moindre coût.
- D’un accompagnement complet pour obtenir votre NIF, STAT et RCS
- Delai de délivrance rapide en 5 à 7 jours ouvrables.
- D’une économie immédiate sur les frais de création,
👉🏼Contactez-nous dès aujourd’hui !
📩 [email protected]
📲 038 91 390 12
13 Rue Albert 1er Ampasimazava
Derrière Longo Hôtel
27/07/2025
Toamasina :
_ Major-shop Rehetra
_ Socobe
_ Grossiste Devant Police bazar Kely rehetra
_ Grossiste NAJORO rehetra
_ Bazar Kely Ambony sy Ambany feno azy avokoa
_ sns
Tana: OASIS SHOP
ANTSIRABE
NOSY BE WELL VILLE : Big Bazar
Fenerive est, Foulpoint : Proxy Market
Menaka FITIA
❌Menaka Ara-pahasalamana
❌Mandalo fenitrin'ny Sécurité alimentaire Int'l ( Codex Stan 210_1999)
❌Tsy misy produit chimique, tena naturel
Prix :
9500 Ar 1 L
5000 Ar 0.5 L
https://www.facebook.com/share/1G6ECDnGun/?mibextid=wwXIfr