Mélamine Construct MADA

Mélamine Construct MADA

Share

Service de qualité avec ponctualité

Photos from Mélamine Construct MADA's post 14/05/2026

Miarahaba antsika rehetra👋
vita ny asa ary mandray commande hatrany💯
📱 034 10 156 17
Devis gratuit

Photos from Mélamine Construct MADA's post 14/03/2026

vita ny réparation💯
mandeha moramora ihany ny asa na mbola tsy miverina aza ny jiro☺️
contact tsy miova
📱 034 10 156 17

Photos from Mélamine Construct MADA's post 03/02/2026

💥Ampahany tamin'ny asa efa vita 👌
💥photo reel daholo ireo a!😊
💥Mandray commande foana izahay
📱 034 10 156 17 misy whatsapp
💯 fabrication eto Tamatave ,afaka mi déplace

Photos from Mélamine Construct MADA's post 03/02/2026

Fabrication en cours ⏳

Photos from Mélamine Construct MADA's post 23/01/2026

Mizara ny zava_bita, mandray commande hatrany izahay tompoko

Photos from Mélamine Construct MADA's post 21/01/2026

Travaux en cours ⌛⏳
Ho avy ho ela ny vokatra manaraka👌
Aza tara manao commande fa vonona hanatanteraka ny nofinofinao izahay

Photos from Mélamine Construct MADA's post 21/01/2026

🤗Eny , vitanay avy koa ireo asa vita avy @ Mélamine izay tadiavinao.

⚒️Anisan'izany ity commande client: PRÉSENTOIR sy COMPTOIR ity, ka dia afapo tanteraka izy noho ny asa vita☺️ ara-potoana.

🤗Koa Tongava manao commande ato aminay fa ho afapo ianao.

Photos from Mélamine Construct MADA's post 20/01/2026

🤧Sahirana mitady armoire na mba tia hiova aminy mahazatra.

🪴Ireto izao misy modèle penderie nahafinatra kely ho any client izay efa vita.

🛠️Manao ny asa rehetra vita avy @ mélamine izahay. Koa aza misalala hatrany raha misy mahaliana anao.
Afaka mandefa sary izay misy any aminareo ihany koa fa vitanay avokoa izay angatahinareo.

14/01/2026

🛠️Asa vita any client Iray tamin'ity herinandro ity

🤩Hafaliana ho anay ery, ny mahita ireo client afa-po tanteraka amin'ny service izay atolotray.

🙏 Koa hisaotra betsaka ho an'ireo client izay nametraka fahatokisana tanteraka ho anay🤗.

📱Ho anao izay liana ary. Aza misalasala hatrany manontany na manantso .

☎️Contact: +261 34 10 156 17

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Toamasina
501