AP2A

AP2A

Share

Association des Paramedicaux Actifs Atsinanana

Photos from AP2A's post 06/12/2024

Sary fo mikoragna !!!!

Photos from AP2A's post 06/12/2024

FELICITATIONS zandryeeeee
-Vita dignana araiky igny fa mbola ts tanjognooooo . crg fooo

Photos from AP2A's post 27/02/2019

Izahay @ AP2A : misy thermomètre électronique ary Glucomètre miaraka @ bandelette .
Raha liana @ zainy anao dia hafaka miantso ny membre AP2A rehetra zay akaiky anao ary hafaka mandray commende hoan'ilay mila maro2 .
Prix: MP
Na miantso: 034 72 923 12
032 44 614 13

26/02/2019

Merci bcp madame tonga nitsidiky nanoro : hevitry / lalagna sy nagnampy ara-pitaovagna!!!!!!!!!
Bn voyage madame DOMOINA

Photos from AP2A's post 11/02/2019

Nandray anjara t@ consultation nataon'ny EKAR ( st Paul) ny ekipan'ny AP2A omaly 10 fevrier 2019,satria izay no antom-pisianay manampy ny fiaraha-monina . ka raha misy liana hiara-hiasa dia aza misalasala miantso fa vonona izahay hanampy ny olona rehetra
- 034 14 354 97
- 032 56 142 58

Photos from AP2A's post 30/01/2019

Raha tsy misy fihovana dia atao @ 15 Février ny lencement du projet "SQM"
-ka nandeha niresaka ny @ fanomanana izany sy nagnataka torohevitra t@ madame Miora ny équipes SQM ny @ anatanterahana izany
- Ary notohizana t@ fifampiarabana tratrin'ny taona 2019
-Mampanantena izahay fa hampitombo sy anatsara kalitao ny fahasalamana eto Toamasina

12/01/2019

Bjr: vita soamantsara ny taratasy maha ara-panjakana ny associations "AP2A" , ka efa mikarakara ny lencement du projets "SQM" zahay ka mampanantena atsika vahoakan'i toamasina sy ny paramede namana fa isokatra eto ny "soins de qualité Mobile".
- Misaotra nareo nagnampy t@ fazahoagna ny RÉCÉPISSÉS

- Misaotra koa hoan'izay nagnampy hatrizay sy izay mbola hagnampy

- Ary mbola magnataka fiara- miasa rehetra izay hafaka hagnampy zahay @ projet nay na @ hevitra na @ fitaovagna hentinay hampandroso asa nay
Misaotra tompoko!!!!!!!

Photos from AP2A's post 17/12/2018

Misaotra Mdm MIORA izay nanampy betsaka anay t@ fitaovagna entinay ampandehanana ny asa.
- Ary magnataka hoan'izay mbola hafaka magnampy anay na ara-pitaovagna na ara-kevitra fa raisinay ampitiavana
- Hafaka fotoagna fohy de hanolotra atsika ny projet SQM ( Soins de Qualité Mobile) izahay
Izay hanomezana:-fikarakarana ny marary any antokatrano
- Ary asa hoan'ny paramede tss asa
-Ity no laharana hafahanareo mifandray : -034 14 354 97
-032 56 142 58

Photos from AP2A's post 17/12/2018

Natao androany t@ 5 ariva ny fifampiresahana sy fifanarahana ny @ renforcement de compétences ( bénévolat),Izay hentina hanatanterahana ny projet SQM (Soins de Qualité Mobile).
- ka misaotra ani Dr Hanta sy Mr Gium sy ny ekipany nanaiky nandray anay sy nanampy anay ary mbola hanampy anay @ fanatanterahana ny fikasanay

Photos from AP2A's post 16/12/2018

Tanteraka ny consultation faobe lomaly tany anjoma:
-mampanantena izahay ato @ AP2A fa hanome tolotr-asa hoany paramede namana fa araho ato @ page ny vaovao mahakasika izany
- mankasitraka atsika rehetra nahatanteraka sy nifarimbona t@ izany ary mbola manantena ny fiaraha- miasa sy anampianareo zahay. ( Dr Hanta / Mr Gium/ Mdm Miora / coach Jocelyn...sy ny ekipa rehetra nifarimbona t@izany

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Toamasina