Déco Meuble Nambinintsoa

Déco Meuble Nambinintsoa

Share

Prête a décoré votre maison🏘️✨📢📢
🚩Tanamakoa rue Radama I en face stream liner
☎️+261347833227

28/10/2025

AVIA ATY RAHA....😱
Avia aty raha hijery azy ao anaty vidéo mihitsy mba ho hitanao fa zavatra kalitao sy tsara foana no homenay anareo!🥰

Photos from Déco Meuble Nambinintsoa's post 27/10/2025

⭕️TABLE COIFFEUSE EN PALISSANDRE😍
Niverina misy indray izy ity ho an'izay mila fanaka amin'ny kalitao tsara kokoa🥰. Afaka hatao cadeau tsara mihitsy ity🥳🤩 indrindra ho an'ireo izay somary be korontana ao an-trano.🙃😅

😎Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰
☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩
💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬
́corationintérieure

24/10/2025

🙄Ao aminareo koa ve mba misy an'ilay seza izay tsy misy hilana azy ankoatry ny fametrahana lamba maloto sy ny sisa?😅

🙃Chaise en Palissandre ilay izy sa ilay Salon mihitsy? Lazao ao amin'ny commentaire hoe!🥰

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰
☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩
💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬
́corationintérieure

23/10/2025

😱INONA NO TENA ASAN'IZY ITY AO AMINAREO🤓 ?
Ho an'izay tsy mahalala dia ity no antsoina hoe: 🤩VITRINE EN BOIS🤩 ary matetika dia ao amin'ny 👉Salle à manger na koa ao amin'ny Salon no tena fametrahana azy ity. Natao hametrahana ireo zavatra💢mora vaky na koa fitehirizana zavatra miavaka na sarobidy, indrindra, fiarovana an'izay rehetra izay amin'ny vovoka sy ny maro hafa mifandraika amin'izay koa itony VITRINE EN BOIS itony.🤔

📱Mbola mahita hafa koa ve ianao🥰? Lazao ao amin'ny commentaire hoe!✍️

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰
☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩
💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬
́corationintérieure

Photos from Déco Meuble Nambinintsoa's post 21/10/2025

❌❌🤩MONTRE MURALE DE QUALITE!!🤩❌❌
Ho antsika izay TARA LAVA😅 sy tsy dia ara-potoana loatra dia ity misy vaha olana ho antsika🙃 satria sady afaka hatao HAINGON-TRANO izy ity 🥰no ihany koa hanaitra anao izay maka sy manatitra mpianatra iny! 😎

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰
☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩
💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬
́corationintérieure

20/10/2025

🤔FANAKA VITA AVY AMIN'NY PALISSANDRE?🧐
Moa fantatra ve fa ny dia hazo manana ny 🫨noho izy toa hazo sarobidy sy tsy manam-paharoa tokoa?🤩 Maro ireo mpanao tao-zavatra no mampiasa azy io noho ny hamafiny sy ny kalitaony🥰. Izy rahateo koa mora kosehina rahateo moa izy ity.😍

Inona izao no fanaka en Palissandre ao aminareo🤩?

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰
☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩
💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬
́corationintérieure

18/10/2025

😱Hey! Ataovy ao anatin'ity amin'izay ireo lamba misaritaka heran'ny trano ireo!😅Fa sady malalaka tsara izy ity no sady afaka hanaovana Miroir Selfie ilay fitaratra eo aminy.

🥵Efa ity irery izao ny ARMOIRE en PALISSANDRE en ato amintsika🙃 ka avia haingana sao tara eo ianao maka ny anjaranao!🤩

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰
☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩
💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬

́corationintérieure

Photos from Déco Meuble Nambinintsoa's post 14/10/2025

⁉️Raha ianao no asaina misafidy dia aiza amin'izy telo ireo izao no metimety aminao kokoa 🤔? Ny ahy izao dia dia ilay tsy safidianareo io😅

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰
☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩
💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬

13/10/2025

🤩AMPIANA TABLE BASSE EN PALISSANDRE SY VASE FLEUR DIA OKE!🤩
Sa ahoana hoy ianao? Mba lazao ao amin'ny Komantera hoe!🥰😍

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰

☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩

💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬

11/10/2025

🛑FOTOANA NY FANDAMINANA TOKOA ANDROANY E!🛑
Raha ianao izao no asaina mandamina an'ity 🥰SALON D'ANGLE🥰 ity ao an-tokatranonareo dia mba ohatry ny ahoana no hanaovanao azy dia aiza ao aminareo no hametrahanao azy io?😁

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰
☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩

💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬

09/10/2025

🤩 no sisa 🤩
Aza adino fa misokatra ho anao foana izahay ary raha tsy manam-potoana ianao dia afaka 👉MANAO LIVRAISON👈 ihany koa izahay!😎

Déco Meuble Nambintsoa
📞 034 78 332 27👈
📍 Tanamakoa en face de Streamliner
🕗 Ouvert de 8h à 18h

́corationintérieure

08/10/2025

🤩🇲🇬IZA NO ALAINAO REHEFA AVY EO?🇲🇬🤩
😆Barea sa Madagascar?😄
😋Ny ahy aloha mialohany hamaliako an'izay fanontaniana izay dia aleoko mihitsy aloha mipetraka amin'ilay seza mifanatrika amin'ilay Tv mihitsy aloha amin'izay mandamina tsara😅

📛Fantaro fa afaka manao ihany koa ato amin'ny Déco Meuble Nambinintsoa ary afaka sur place ihany koa🥰

☎️Antsoy haingana na koa mandefasa message sur whatsapp amin'ny : 0347833227 raha te hahafantatra ny andininy mahakasik'izay hianao🤩

💒: 3 chemin Tanamakoa eo ampitan'ny Streamliner, Tamatave 🏬

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

RADAMA I, Tanamakoa
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00