Jar d'Aina

Jar d'Aina

Share

Tout en Un

14/05/2026

Efa maro ny olona no mampiasa ny Brikety Mitsitsy Ekôlôjika.

Izy io dia manena ny fampiasaina charbon maro loatra. Izany hoe lasa tsy mila mividy charbon matetika itsony ianao raha mampiasa azy.

Ny 3 amin'ny Brikety dia maharitra 21 andro farafahakeliny (telo herinandro).

13/05/2026

Mila zava-pisotro mangatsiaka sy matsiro ve ianao? 🥤✨

Andramo ny Smoothie vita amin’ny pulpe de fruits surgelée: mora atao, voajanahary, ary mety tsara ho an’ny fianakaviana 🍓🥭🍍

📍Afaka manao livraison plulpe de fruits surgelée eto Tamatave izahay
📩 Alefaso aminay ny commande-nao!

08/05/2026

Fantatrao ve fa Brikety telo dia maharitra 21 Andro farafahakeliny.

Ny brikety dia natao ho an’ny tokantrano te hitsitsy vola amin'ny fandaniana charbon maro loatra 🌿
💚 Ekolojika
💰 Mitsitsy vola
🔥 Maharitra

Andramo ny mampiasa ny Brikety Mitsitsy Ekolojika 🤩

07/05/2026

🔥 Mitsitsy kokoa, maharitra kokoa, ary miaro ny tontolo iainana! 🌿

Fantaro fa ny Brikety Mitsitsy Ekolojika dia vahaolana vaovao hanampy anao hampihena hatrany amin’ny 65% ny fandaniana amin’ny fandrahoana sakafo.

✅ Mitsitsy
✅ Ekolojika
✅ Maharitra

Vidiny: 15 000 Ar ny boîte

📍Zes Betainomby, Toamasina
📞 +261 38 11 516 68

04/05/2026

🌱 Ny vokatra tsara dia manomboka amin’ny zezika tsara!

Ampiasao ny Lombric Compost hanatsarana ny tany sy hanampiana ny voly hitombo tsara.

Mety amin’ny karazana voly maro izy io. 🥬🍅

📞 Alefaso ny commande: 038 11 516 68

29/04/2026

🔥 Fantatrao ve fa afaka mitsitsy amin’ny fandaniana charbon isam-bolana ianao?

Raha charbon irery no ampiasainao, dia mety hahatratra 2 gony eo ho eo isam-bolana ny fandaniana, mety mitentina 40.000 Ar.

Fa rehefa charbon miampy brikety kosa no ampiasaina, dia mety hihena ho 1 gony ny charbon lany, izany hoe 27.500 Ar fotsiny no vola mivoaka.

Andramo ny mampiasa ny brikety ato amin’ny Jar d’Aina dia ho hitanao ny maha samy hafa azy! 💚

28/04/2026

🌿 Fantatrao ve?

Tsy mila mampiasa charbon maro be intsony ianao raha mampiasa ny Brikety Mitsitsy Ekolojika ♻️🥰

Safidy tsotra, fa misy fiantraikany lehibe ho an’ny fianakaviana sy ny ho avy 💚

📍 ZES Betainomby, Toamasina
📞 +261 38 11 516 68

24/04/2026

🌿Ho an'ireo te hitsitsy vola sy charbon.

Mbola misy ny Brikety Mitsitsy Ekolojika ato amin'ny Jar d'Aina!

Andramo dia ho hitanao ny fahasamihafany amin'ny tsy mampiasa azy 🥰

📍 Zes Betainomby, Toamasina
📞 Antsoy izahay amin'ny: +261 38 11 516 68

22/04/2026

Te hahazo vokatra tsara kokoa ve ianao?

Ny Zezika Compost dia manatsara ny kalitaon’ny tany 🌿, mampitombo ny fitomboan’ny voly 🌾, ary manampy amin’ny fahasalaman’ny zavamaniry.

✔️ 100% voajanahary.
✔️ Mahasoa ny tany sy ny vokatra.
✔️ Mora ampiasaina.

👉 Alefaso ny commande-nao!
📞 038 11 516 68

19/04/2026

Tsy mahasolo charbon ny briquette, fa ampiarahana aminy mba hampihenana ny fandaniana.

Mora ampiasaina, maharitra, mitazona hafanana ela, ary mitsitsy vola kokoa.

Safidio ny vahaolana tsotra sy mahomby ho an’ny fandrahoan-tsakafo isan-tokantrano.

📍 ZES Betainomby, Toamasina
📞 +261 38 11 516 68

18/04/2026

Raha mila jus feno tsiro sady mahasalama ianao, dia ato aminay ny safidy tsara 🥰😋

Pulpe de fruits surgelée manan-karena tsiro sy be otrik'aina ✨

✅ 100% naturels
✅ Mora sy haingana atao jus
✅ Mitahiry tsiro sy otrikaina
✅ Mety amin’ny jus, smoothies...

📍 Zes Betainomby, Toamasina, Madagascar
📞 +261 38 11 516 68

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Zes Betainomby
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00