01/04/2025
๐'๐ข๐ง๐จ๐ง๐ ๐ง'๐ข๐ง๐จ๐ง๐ ๐๐ฌ๐๐ง๐๐จ, ๐๐ข๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐
Manao vente en ligne ve no mba asa
Manao booste ve no mba asa
Mamboly ve no mba asa
Mamorona contenu mampiome olona ve no mba asa
Asa tsotra be ireo, asa ho anโolona tsy nianatra ireo, asa ho anโolona tsy mahavelona ireo.
Izany no matetika lazainโolona manambany ireo asa ireo.
Hoy aho hoe: mahavelona daholo ny asa rehetra, ary tsy natao ho anโolona tsy nianatra ireo, fa misy stratรฉgie lalina anatinโireo, fa tsy hitanโny ety ivelany.
Ny asa rehetra dia mahavelona raha atao aminโny fo.
Ny asa rehetra dia mahavelona raha lofosana.
Ny asa rehetra dia mahavelona raha hifantoanao tsara.
Rรฉussir avec Martin