03/07/2023
Salama Tompoko.
Efa azonao jifaina eto @ Plumelle Besarety ihany koa ny tôle Aluzinc sy ny tôle TOG izay ilainao . Misy ihany koa ny marque COOFIX raha resaka outillages sy équipements. Ankotrizay dia efa tsy vaovao amintsika ny matelas Plumelle .
Tongava maro fa stock limité , arrivage vaovao be, vidiny mora indrindra.
Infoline : 034 21 645 59
Mankasitraka tompoko.