01/01/2023
Faly miarahaba anao izahay eto amin'ny pejy Longrich by Z&S tratry ny taona 2023🥳🥳
Bonne et heureuse année 2023 à tous❤️
Produits Longrich
01/01/2023
Faly miarahaba anao izahay eto amin'ny pejy Longrich by Z&S tratry ny taona 2023🥳🥳
Bonne et heureuse année 2023 à tous❤️
15/12/2022
04/11/2022
🌞🌞Mirary zoma feno fahavitrihana sy fahombiazana💪
26/10/2022
Livraison du jour 😊
Vous aussi, passez vos commandes en mp😊💯
25/10/2022
Venez découvrir les déodorants de Longrich💯
08/08/2022
Miarahaba e,🥰😊
Aza misalasala mandefa hafatra miafina amin'ny pejy raha misy mahaliana anao :)
Sombiny tamin'ny commande-nareo tamin'ity volana aogositra ity 🤗
22/07/2022
Mahaliana
Salama daholo.
Vanim-potoana tena mampitaraina ireo olona asthmatique tokoa izao hatsiaka izao. Anisany olona tena nahita faisana amin'ny maha asthmatique azy I Sandie
Maro nefa ireo fiovana hitany tamin'ny vatany rehefa nanova fomba fiaina izy. Ho zarainy aminareo rahariva ao amin'ny Tafatafa izany
10/07/2022
Miarahaba e☺️
Maninona indray moa raha mampiasa ity crème main ity isika e?
👉Sady mangatsiaka zao ny andro, mety be mba hiarovana azy tsy ho vakivaky
🥰 Crème main Longrich hatrany
Crème main Longrich :) ☑👌
Pour une peau bien hydratée, lysse, parfumée 🥰
En mp pour plus d'informations et pour passez vos commandes ☺️
09/07/2022
Ity après shampoing à base artemisin ity koa anisany mambabo anay manokana🥰🥰🥰
Ianareo koa ve efa nampiasa produits Longrich? 😊
Mirary sabotsy mahafinaritra dia aza adino ny mandefa ny commande-nao ao am mp😉
05/06/2022
Livraison du jour.
Bon dimanche 🌹
Passez vos commandes en mp 😊
30/05/2022
Salama e👋
Elaela indray isika tsy nitafatafa teto🙂
Miarahaba ireo Reny rehetra ary mirary ny soa sy ny tsara izahay eto amin’ny Pejy Longrich By Z&S🌹❤️
Herinandro vaovao💪💪
Livraison ho an’ny anio➡️ Savon a base e charbon de Bamboo🍃🍃
Tongava ao amin’ny mp raha misy produits mahaliana anao😉☺️