IRAYS Meuble

IRAYS Meuble

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IRAYS Meuble, Furniture shop, .

Fabrication sur mesure : cuisines, dressings, bureaux & rangements.

✨ Qualité • Prix accessibles • Finition soignée
🤝 Achat solidaire : chaque achat soutient l’emploi local.

04/03/2026

✨️ MANJIFA FANAKA , 👨‍👩‍👧 MANOVA FIAINANA

👉Ao amin’ny IRAYIS, tsy fanaka tsara kalitao ihany no azonao… fa fandraisana anjara amin’ny fanampiana ankizy sahirana ihany koa.

❤️🪑 Isaky ny mividy fanaka iray ianao, dia manohana ankizy iray miaraka amin’ny fikambanana Grandir à Antsirabe.
✔️ Fanaka en mélamine maoderina
✔️ Matanjaka sy maharitra
✔️ Vita fikarakarana tsara

👉 Mividy mahasoa. Manova fiainana.
📩 Andefaso MP izahay

raha mila fanazavana na hiantso ianao , ireto ny laharana :
📞 032 99 114 74
📞 038 43 088 97

20/02/2026

🪑DISPONIBLE DE SUITE ✨

COMMODE :
📏 2m x 1,10m x 50cm
✅ Tiroirs lehibe
✅ Kalitao tsara

🛠️ Mandray commande araka ny refy su modely ilainao ihany koa

🤝 Achat solidaire : Miara-manamboatra ny nofinofinareo, sady manohana ny hoavin’ny ankizy sahirana 🤝

📩 Prix 1100 000 ar Livraison possible

Photos from IRAYS Meuble's post 19/02/2026

🪑DISPONIBLE DE SUITE ✨

COMMODE :
📏 2m x 1,10m x 50cm
✅ Tiroirs lehibe
✅ Kalitao tsara

🛠️ Mandray commande araka ny refy su modely ilainao ihany koa

🤝 Achat solidaire : Miara-manamboatra ny nofinofinareo, sady manohana ny ho avin’ny ankizy sahirana 🤝

📩 Prix en MP | Livraison possible

Photos from IRAYS Meuble's post 18/02/2026

Santionan’ny asa vita ✨
Ireto ny ampahany amin’ireo fanaka melamine efa vitanay : endrika maoderina, matanjaka ary vita manaraka ny fangatahan’ny mpanjifa.

Miara-manamboatra ny nofinofinareo, sady manohana ny ho avin’ny ankizy sahirana 🤝
Grandir à Antsirabe

Want your business to be the top-listed Furniture Store?

Website