Meubles 21

Meubles 21

Share

๐ฅ๐ข๐ฏ๐ซ๐ž๐ซ ๐ฉ๐š๐ซ๐ญ๐จ๐ฎ๐ญ ร  ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ
๐„๐ฌ๐ฌ๐š๐ฒ๐ž๐ณ ๐ญ๐จ๐ฎ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ž ๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ฌ๐š๐ญ๐ข๐ฌ๐Ÿ๐š๐ข๐ซ๐ž
๐‚๐Ž๐๐“๐€๐‚๐“: ๐Ÿ“ž 034 84 772 80

04/09/2026

TSY MAINTSY HO TANTERAKA ILAY NOFINOFINAO


Meubles 21

Photos from Meubles 21's post 02/09/2026

Ataovy mahatamana ny ao antokatrano miaraka amin'ireto fanaka manja kely ireto๐Ÿ˜
Canapรฉ d'angle: 500 000ar
Armoire palissandre: 1 200 000ar

Tel: 034 84 772 80
Livraison possible ๐Ÿšš

Photos from Meubles 21's post 01/09/2026

Hoanareo izay mbola mitady ireto model ireto dia efa misy vita indray ato

Contact: 034 84 772 80

NY TSARA INDRINDRA HATRANY Meubles 21

Photos from Meubles 21's post 31/08/2026

Ndriiiโ˜บ๏ธ
Mamy kely ery ilay mahazo retour otrizao avy aminareo mpanjifa๐Ÿฅฐ

Miezaka hatrany izahay manatsara ny kalitaon'ny asa ataonay mba ho azonareo atokisana hatrany.

MANKASITRAKA INDRINDRA TOMPOKO ๐Ÿ™๐Ÿผ

Meubles 21
034 84 772 80

Photos from Meubles 21's post 31/08/2026

๐Ÿ›๏ธ LIT PICOT VAOVAO โ€“ (Acier Renforcรฉ)

Confort na aiza na aiza, na oviana na oviana! Lit picot pliable, tsara ho an'ny trano, biraom-piasana, camping, na fandraisana vahiny.

โœ… Structure en acier renforcรฉ โ€“ matanjaka sy maharitra
โœ… Tissu Oxford rรฉsistant โ€“ tsy mora simba na tapaka
โœ… Pliage rapide & facile โ€“ mora akombona sy velarina
โœ… Lรฉger & transportable โ€“ mora entina na aiza na aiza
โœ… Vaovao 100% โ€“ mbola tsy nampiasaina

๐Ÿ“ Refy: 180cm x 70cm

๐Ÿ’ฐ Vidiny: 180 000 Ar

๐Ÿšš Livraison isan'andro!

๐Ÿ“ Toerana: 67ha Nord-Est, akaikin'ny FOP (apitan'ny commissariat de police 7em)
๐Ÿ“ž Antsoy: 034 84 77 280

30/08/2026

HO FENO FAHASOAVANA SY FILAMINANA ANIE NY TONTOLO ANDRONAO ANIO

30/08/2026

Mandray commande hatrany
Tel: 034 84 772 80

fans

Photos from Meubles 21's post 27/08/2026

Miarahaba tompoko๐Ÿ‘‹๐Ÿผ

Manasa anao indray izahay hitsidika ny Meubles 21
Mbola maro be ireo fanaka isankarazany afaka isafiadianana
Miezaka manatsara hatrany izahay mba ho fanomezana fahafahampo anao๐Ÿ˜

Sady mora be๐Ÿคฉ

Lieu: 67ha Nord-Est, akaikin'ny FOP ny point de vente
(Apitan'ny commissariat de police 7em)

Tel: 034 84 772 80

24/08/2026
16/08/2026

fans

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo