Meuble MORA PRIX

Meuble MORA PRIX

Share

MEUBLE IMPORTÉ 💯💯💯 MORA BE

👉👉👉 ATO AMINAY IHANY NO MISY IZANY 🥰🥰🥰
☎️☎️☎️ 034.78.486.36

Photos from Meuble MORA PRIX's post 15/06/2026

Prix Promotion juin 2026

Mahazo remise Zay maka androany 😱❤️

🛏️✨ MATELAS ORTHOPÉDIQUE PREMIUM
📩 Soraty hoe "MATELAS" amin'ny commentaire dia alefanay aminao ny vidiny sy ny antsipiriany rehetra.
❤️ Iza no tena mila torimaso tsara amin'izao? Lazao amin'ny commentaire!

15/06/2026

TENA Tsara bé ity MIROIR ROTATIVE 360° ity

MULTIFONCTIONNELLE = afaka ampiasaina toerana maro , tsy mibahan-toerana !
Rangement ambadiky n'y fitaratra

Alliez style et praticité avec cette superbe armoire à miroir pivotante. Avec son étagère intégrée et son porte mentale, elle est parfaite pour ranger vos vêtements, accessoires et objet du quotidien

- Rotation 360° pour un accès facile à vos affaires
- Miroir pleine longueur pour vérifier votre look
- Plusieurs étagères pour un rangement optimal
- Matière : mélamine
- Dimension : 140 x 34 x profondeur 32 cm

PRIX 780.000Ar foana hatramin'izay fa amin'ity Semaity ity ihany , ho an'ny client 10 voalohany manao commande : 680.000Ar

Contact : 034 78 486 36
Whatsapp : 034 78 486 36
📬 Livraison Tana ville
🚚Envoi province partout à Madagascar

Photos from Meuble MORA PRIX's post 15/06/2026

🔥 Arrivage vaovao– CHAISE DE BAR ÉLÉGANTE & MODERNE 🔥
Mitady hanome endrika moderne sy chic ny cuisine, snack, café na bar-nao ve ianao?
✨ Ity Chaise de Bar Premium ity no safidy tonga lafatra: ✅ Haavo azo ahitsy
✅ Mihodina 360°
✅ Misy repose-pieds ho an'ny confort ambony
✅ Rafitra vy chromé matanjaka sy maharitra
✅ Design moderne manandratra avy hatrany ny endriky ny toerana
🏠 Mety tsara ho an'ny : • Bar sy Snack • Îlot de cuisine • Espace réception • Restaurant sy Café
⚠️ Stock voafetra !
📞 Commande & Informations : 034 78 486 36
💬 Alefaso message privé dieny izao fa mety ho lany haingana.

Photos from Meuble MORA PRIX's post 12/06/2026

Dispo de suite 😍😍
Mp aingana

Photos from Meuble MORA PRIX's post 11/06/2026

Mbola misy 2 disponible oh 😱❤️
ARMOIRE MÉTALLIQUE VY MANONTOLO ity!
4 portes 🌺
✅ 30 efa réserve, fa mbola misy vitsivitsy azo vidiana ho an'izay tsy mbola nahazo.
❌ AZA ELA! Vetivety dia ho lany tanteraka izy ireo.
🌟 Mateza, mahazaka tsara, mety ho an'ny trano sy birao.

1m60*50*1m90

Photos from Meuble MORA PRIX's post 11/06/2026

Aty aloha n'y maso,🥰

Ity 'no ARMOIRE LEHIBE anisan'ny MORA VIDY INDRINDRA ....

👇👇 JEREO n'y hatsarany .... LE QUALITÉ JERENA 😍✨

IMPORTÉ sous carton d'origine
DISPO de suite
1m20 x 40 x 190cm

🔥🔥 ALEFA Malaky fa tsy Misy ho an'ny rehetra
𝗦𝗧𝗢𝗖𝗞 𝘁𝗿𝗲̀𝘀 𝗟𝗶𝗺𝗶𝘁𝗲́

034 78 486 36

Photos from Meuble MORA PRIX's post 11/06/2026

CANAPÉ COMPRÉSSÉ
🙏 TENA tsara be wa ny compressé antsika !! Na ny matelas na ny canapé ....🥰 Tena SATISFAIT Daholo

0347848636

10/06/2026

Raha 4 place hono ve mba misy Moramora fa ngeza loatra ilay BLANC 6 places be mpividy be omaly iny ??

👇👇 Io indray Ary eee..... TENA MORA Ireo fa jereo ny QUALITÉ
Mélamine laqué malama be effet MARBRE Sady misy Bande metallic Bordure doré

Jéreo ny tongony matevina mafy be !!
Chaise avec coussin confort Tsara

Misy chaise hafa tsotsotra noho io mbola moramora kokoa noho io ihany koa !

Soraty hoe info Raha mila detail ianao !!
Dispo de suite foana fa

☎️ 034 78 486 36 ☎️

10/06/2026

Be dia ne ianareo manontany " 𝗧𝗔𝗕𝗟𝗘 𝗮̀ 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗲𝗿 𝗠𝗢𝗥𝗔𝗠𝗢𝗥𝗔"

Ilay vitre transparente iny tena Mora indrindra sady matevina be no lava

Nefa misy zazakely matahotra vitre dia ity koa no mety indrindra 👇👇

Ity Blanc ity : Surface en mélamine miaraka chaise vy matanjaka tsara
1m50 x 90cm

09/06/2026

Nouvel arrivage 😊

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo