Gasy Art Design

Gasy Art Design

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Art Design, Furniture shop, Antananarivo.

Photos from Gasy Art Design's post 25/01/2023

🌼🌼

Photos from Gasy Art Design's post 25/01/2023

Arakin'ny fangatahanareo mpanjifa πŸ˜‡
Dia anao tolotra miavaka sy mora be isika amin'ireto pouf mafatifaty kely anareo ireto

Pouf rond mafatifaty πŸŒΊπŸ˜‰
Carcasse bois traitΓ©
Tissu Γ  votre choix
Sur commande
Prix mora be 320 000 Ar

Afaka Tonga dia miditra Mp

Ho an'izay manao commande rehetra amin'ity volana Janoary ity dia mahazo fanomeza SURPRISE avy aty aminay πŸ˜‰

Andao daholo e πŸƒπŸŽ‰

03/01/2023

Mirary taona feno fahombiazana, feno fifaliana, feno fahasambarana ho antsika rehetra 🌻🌼

Salon GM 3 2 1 indray no atolotray ho anareo amin'izao taona vaovao izao 😊

Sur commande izy io an πŸ˜‰
Prix mirary hatrany
Tissu doux velours, simili cuir, lin ( arak'izay safidinareo mpanjifa hatrany)
Carcasse bois traitΓ©
Γ‰ponge forte densitΓ©

Manasa antsika Ary ho avy ao amin'ny MP e 😊

28/12/2022

Salon 2 places + pouf no hatolotray ho anareo πŸ€—

Style scandinave 🌻
Miloko mena ❀️

Afaka miditra Mp ianareo izay liana te hanana ohatran'io πŸ˜‰

Afaka mandray ny modely izay tinareo ihany koa anefa izahay 😊

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo