14/09/2024
Izahay dia manao ny asa rehetra mombany Hazo.
Ny Fanaka,ny décoration ao atokatrano na koa ireo ho trano toy ny:
Varavarana sy tolana
Tohatra
Gorodona na parkex
Latabatra sy seza
Armoire
Fandrina
Seza salon
Ny placard lakozia
Sns
Vonana izahay ny hanome fahafahampo anao rehetra na finition na ny fahaizamanao aminizany asa izany
Koa raha mahaliana anao na misy ny refy manokana tiana hifanaraka ny toerana hametrahana azy dia midira Mp na afaka manantona mivantana eny ianao na hiantso ny
0382128095
Afaka mandefa na manao posé ny etana alefa any izahay
TANA Analamahintsy no misy anay
05/09/2024
Mandray comande hatrany izahay ho anao vao hanorina trano na hoanireo efa nahavita
Midira Mp na manatona mivantana ety
Tel:0382128095
03/09/2024
Ilay Mpandrafitra
Ho anao izay mitady mpandrafitra efa matihanina FANAKA sy asa vita aminy HAZO rehetra .
Koa raha manana modely na refy ,naireo Fanaka sy ireo decoration tianao hanaingona ny trano
Varavarana
Tohatra
FANAKA toy ny:
Armoire
Vasselier
Fandrina
Seza sy Latabatra
Seza salon
Ny Placard ao an-dakozia
Etagér sns
Vonona izahay ny anome fahafahampo anao
Koa raha mahaliana ano dia afaka manantona mivantana na hiantso na midira MP fa mandray anao izahay
Tel:0382128095
Toerana eto Tana
Tsena :Analamahintsy
Atelier:Amboditsiry
Afaka mandefa entana any ihany koa izahay
09/08/2024
Ho anao izay mitady mpandrafitra mahay sy efa matihanina@asa momban ny HAZO
Izahay eto ILAY MPANDRAFITRA dia afaka manao an izany asa izany izahay.
Koa raha manana modely na refy na FANAKA na Décoration tiana hanaingoana ny tranonao toy:
Varavarana
Tohatra
Armoire
Fandrina
Seza sy latabatra
Seza salon
Ny placrd lakozia
Ny étagér sns...
Vonona izahay ny anome fahafahampo anao
Koa raha mahaliana anao dia afaka manantona mivantana na hiantso na midira MP ianao fa mandray anao izahay
Contact:0382128095
Toerana misy ny Atelier :Amboditsiry
Tsena:Analamahintsy
Afaka mandefa na manao pose any ihanykoa izahay
22/07/2024
Mankasitraka atsika cliet rehetra nametraka fitokisana taminay hatrizay
Mbola mitoy hatrany ny fandraisana comande ny FANAKA rehetra vita toy ny :
Varavarana
Tohatra
Placard ao andakozia
Armoir
Fandrina
Superposé
Latabatra x seza
Salon x table Basse
Sns.....
Koa raha mahaliana anao dia afaka manantona anay mivantana ety na eny, ianao nakoa iditra MP eto @ pejy
0382128095
16/07/2024
Ho anao maniry te hanao trano na koa efa eo andala pananganana .
Izahay dia manao ny asa rehetra momban ny Hazo ny varavarana sns....
Contacte 0382128095 ou mp
Afaka mandefa any @ faritra
15/07/2024
Manao ny fanaka rehetra vita .raha manana model na koa misy refy tianao hatao dia vonona izahay ny anome ny asa mahafampo anao toy ny:varavarana
Tohatra
Seza sy latabatra
Seza salon
Fandrina
Armoir
Comode
Sns... koa raha mahaliana anao dia afaka manantona anay mivantana na hiantso nyTel:0382128095
Afaka mandefa ny entanao any ihanikoa izahay
09/07/2024
Ho anao izay mitady pandrafitra mahay sy efa matihanina asa momban ny HAZO -Izahay eto @ pejy ILAY MPANDRAFITRA dia manao ny asa rehetra momban ny HAZO toy ny
Varavarana
Tohatra
Gorodona
FANAKA toy ny:Armoire
Fandrina
Seza sy latabatra
Seza salon
Ny Placard Lakozia
Ny Etagér SNS.....
Vonona izahay ny anome fahafampo anao .koa raha mahaliana anao dia afaka manatona mivantana na hiantso na miditra MP ianao fa madray anao izahay
Contact:0382128095
Toerana ahitana ny Atelier Amboditsiry akaikiny Fonderie
TENA Analamahintsy apitan ny Arrét bus ambony
05/07/2024
ILAY MPANDRAFITRA diaManao ny asa rehetra monba ny Hazo rehetra
Toy ny :Fanaka ao antrano
Varavarana
Lakozia
Haingon-trano
Sns.......
Koa raha liana amizany ianao dia tongava manantona mivantana ety na ety Amboditsiry na koa andefa MP
Tel:0382128095
05/07/2024
Izahay dia manao ny FANAkA rehetra vita @ ny HAZO toy ny :
Varavarana
Tohatra
Armoire
Seza sy latabatra
Seza salon 321na canape d angle
Table basse
Fandrina sy table de chevet
Sns....Arakaraky ny refy na izay model tianao dia afaka manome fahafahampo anao amin izany izahay
Koa raha mahalina anao dia afaka miantso ny tel0382128095 na Mp
Na koa afaka manantona mivantanaety Amboditsiry/TANA na any Mangasin Analamahintsy