Agrival Agrifarm

Agrival Agrifarm

Share

AGRIVAL dia orinasa matihanina amin'ny famokarana sakafom-biby natokana ho an'ny biby fiompy rehetra

12/06/2026

Salama e๐Ÿ‘‹

Ho fanampiana sy fanohanana ny sehatry ny fiompiana eto aminโ€™ny faritra ๐Œ๐€๐‡๐ˆ๐“๐’๐˜ ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™ค๐™™๐™ž๐™™๐™ž๐™ฃ๐™–, ho avy izahay ekipanโ€™ny AGRIFARM hanolotra ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐™‹๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ momba ny fiompiana ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ธร ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ๐—ณ๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ.

๐Ÿ—“๏ธNy ๐Ÿ๐Ÿ— ๐‰๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” izao
๐Ÿ•˜Amin'ny 09 ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ
๐Ÿ“Ny toerana ao amin'ny ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—”๐—›๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ
โŒ ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎโŒ

Raha mila fanampim-panazavana ianao dia afaka miantso ity laharana ity ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ–๐ŸŽ๐Ÿ”๐Ÿ‘๐Ÿ•๐Ÿ๐Ÿ๐Ÿ๐Ÿ“ž
Tongava maro ary o ! ๐Ÿคฉ

"๐“๐”‚ ๐“ฏ๐“ช๐“ฑ๐“ธ๐“ถ๐“ซ๐“ฒ๐“ช๐”ƒ๐“ช๐“ท'๐“ท๐”‚ ๐“ฏ๐“ฒ๐“ธ๐“ถ๐“น๐“ฒ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ธ ๐“ฒ๐“ผ๐“ช๐“ท'๐“ช๐“ท๐“ญ๐“ป๐“ธ"

11/06/2026

๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ป ๐—œ๐—ง๐— _๐—œ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น ๐—ง๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—บ ๐—™๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ โ€“ ๐Ÿญ๐Ÿฎ๐—ฒ ๐—˜๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป

๐Ÿ“…11 hatraminโ€™ny 14 Jona 2026
๐Ÿ“CCI Ivato

Anisanโ€™ny mandray anjara aminโ€™izany ny Agrival Agrifarm๐Ÿค—
Ka manasa antsika rehetra izahay ho avy hitsidika ny tranoeva nยฐ15๐Ÿ‘ˆ
Tongava maro ary fa vonona hanome torolalana momba ny fiompiana ho anao izahay๐Ÿ˜Š

๐™๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ ๐™–๐™ž๐™ ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค๐Ÿค

Agrival Agrifarm AGRIVAL dia orinasa matihanina amin'ny famokarana sakafom-biby natokana ho an'ny biby fiompy rehetra

08/06/2026

Salama e๐Ÿ‘‹
Ho anareo eny ๐€๐๐Ž๐’๐ˆ๐™๐€๐“๐Ž ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™ค๐™™๐™ž๐™™๐™ž๐™ฃ๐™– indray ary izao no hisitraka ity ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐™‹๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ manaraka ity๐Ÿ˜Š

๐Ÿ—“๏ธNy ๐Ÿ๐Ÿ ๐‰๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” izao
๐Ÿ•˜Amin'ny 09 ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ
๐Ÿ“Ny toerana ao amin'ny ๐—˜๐˜€๐—ฝ๐—ฎ๐—ฐ๐—ฒ ๐—๐—œ๐—  ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ง๐—ข
๐Ÿ“ ๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ธร ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ๐—ณ๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ no ho tanterahina amin'izany
โŒ ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎโŒ

Raha mila fanampim-panazavana ianao dia afaka miantso ity laharana ity ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ–๐ŸŽ๐Ÿ”๐Ÿ‘๐Ÿ•๐Ÿ๐Ÿ๐Ÿ๐Ÿ“ž
Tongava maro ary o ! ๐Ÿคฉ
Amboaro dieny izao ary ny fotoananao sao tara eoโณ

"๐“๐”‚ ๐“ฏ๐“ช๐“ฑ๐“ธ๐“ถ๐“ซ๐“ฒ๐“ช๐”ƒ๐“ช๐“ท'๐“ท๐”‚ ๐“ฏ๐“ฒ๐“ธ๐“ถ๐“น๐“ฒ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ธ ๐“ฒ๐“ผ๐“ช๐“ท'๐“ช๐“ท๐“ญ๐“ป๐“ธ"

31/05/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFaly miarahaba ny Reny rehetra๐ŸŒน

Androany isika hankalaza azy izay manome ny fitiavany isan'andro, ny heriny, ary ny fitsinjovany tsy misy fetra ๐Ÿซถ

30/05/2026

Finaritra e๐Ÿ‘‹

Ho anareo izay liana amin'ny vokatra vaovao KUROILER ny Agrifarm dia afaka mandray ny commande izahay eo amin'ny tranoeva misy anay ary amin'ny hafatra miafina amin'ny pejy ihany koaโœ…

โ›บTranoeva 95-96
๐Ÿ“MPE Nanisana

"KUROILER, akoho iray, tombony telo"

29/05/2026

Manasa anareo ary izahay hanjifa ny vokatra ao amin'ny Agence antsika ao Toliara โœ…

Ny toerana dia ao ๐Ÿ“Sanfily
Afaka mandefa hafatra miafina ๐Ÿ’ฌ ao amin'ny pejiny Agrival Agrifarm Toliara ihany koa ianareo

26/05/2026

๐…๐จ๐ข๐ซ๐ž ๐…๐„๐๐€_๐Ÿ๐Ÿ–๐ž รฉ๐๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ง

Manasa antsika rehetra indray ho avy hitsidika ny ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ๐ž๐ฏ๐š ๐Ÿ—๐Ÿ“-๐Ÿ—๐Ÿ” misy ny Agrival Agrifarm๐Ÿค—

๐Ÿ—“๏ธ28 hatramin'ny 31 Mey 2026
๐Ÿ“MPE Nanisana

Hisy ๐™ซ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ซ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค ๐™—๐™š ho atolotray anareo amin'io fotoana io ๐Ÿคซ

Dieny izao ary dia amboaro ny fotoananao sao ho tara eoโณ

"๐“ฃ๐“ผ๐”‚ ๐“ถ๐“ฒ๐“ฝ๐“ผ๐“ช๐“ฑ๐“ช๐“ฝ๐“ป๐“ช ๐“ท๐”‚ ๐“ถ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ด๐“ช๐“ฒ๐“ด๐”‚ ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ธ ๐“ฑ๐“ช๐“ฝ๐“ป๐“ช๐“ท๐”‚"๐Ÿค

#2026

Photos from Agrival Agrifarm Toliara 's post 21/05/2026

Ho anareo any Toliara sy ny manodidina o!๐Ÿค—
Aza misalasala ary manjifa ny provandy sy zanak'akoho kely ilainao amin'ny Agence antsika ao Toliaraโœ…
Manaraha tsy tapaka ny pejy Agrival Agrifarm Toliara ๐Ÿ‘ˆ

20/05/2026

๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐™‹๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ

Mba samia hoe mamaly eo aminโ€™ny commentaires isika ๐Ÿ’ฌ

ษชแดขแด€ แด€แดษชษดโ€™ษชส€แด‡แด›แด แด›แดแด‡ส€แด€ษดแด€ ษชส€แด‡แด›แด ษดแด แดแด€สœแด€สŸษชแด€ษดแด€ แด€ษดแด€ส€แด‡แด สœแด€ษดแด€แดแด แด€ษดแด€ ๊œฐแด€แดแด˜ษชแด๊œฐแด€ษดแด€ษดแด€ แดแด€ษดแด€ส€แด€แด‹แด€โ‰๏ธ
โœ…Ambohimanambola
โœ…Alasora

"Ny fahombiazan'ny fiompianao isan'andro"

Photos from Agrival Agrifarm's post 18/05/2026

๐—ง๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—” ๐—•๐—˜ ๐—™๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” _ ๐Ÿฏรจ๐—บ๐—ฒ รฉ๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป

Mankasitraka be dia be anareo rehetra izay tonga nitsidika ny tranoeva nisy anay๐Ÿค

Manantena foana izahay fa nanampy be anareo ireo torohevitra nozarainay anareoโœ…

Aza misalasala hatrany ary manjifa ny vokatra Agrival Agrifarm eny amin'ny mpanjinjara akaiky anao๐Ÿ“

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address


Lot 01 ร  Ambohibao
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00