Séduction for Men

Call Directions Contact the business

Séduction for Men Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Séduction for Men, Rasamimanana, Antananarivo.

22/09/2026

Zah rehefa Mpaymaka 😀😀
Ary nareo aona?

🇲🇬

17/09/2026

Mirary tokatrano sambatra ho anareo roa ❤️🌹🎉

Ho feno fitiavana, fahasambarana, fifankatiavana ary fitahian’Andriamanitra mandrakariva anie ny tokantranonareo. 💍🙏❤️
Johanne Teddie Teddie & Mora Entana

05/08/2026

🤣🤣🤣

‼️ RECRUTEMENT LIVREUR‼️PROFIL RECHERCHÉ :✅Olona mailaka sy malina ✅Mahay manaja sy mandray olona ✅Matanjaka tsara ✅Maha...
05/08/2026

‼️ RECRUTEMENT LIVREUR‼️

PROFIL RECHERCHÉ :
✅Olona mailaka sy malina
✅Mahay manaja sy mandray olona
✅Matanjaka tsara
✅Mahalala tsara ny quartiers eto Tanà
🎯Karama isambolana ary bicyclette no anaovana livraison.

👉Alefao MP direct na WhatsApp 0341816749 ny dossier momba anao !!!

VAVAKA HO AN'NY MPANALA BACCRy Ray any an-danitra ô,Misaotra Anao izahay noho ny fahasoavana sy ny aina nomenao. Atolotr...
19/07/2026

VAVAKA HO AN'NY MPANALA BACC

Ry Ray any an-danitra ô,

Misaotra Anao izahay noho ny fahasoavana sy ny aina nomenao. Atolotray Anao ireo mpianatra rehetra hiatrika ny fanadinana Baccalauréat.

Fenoy fahendrena sy fahalalana izy ireo. Omeo fitoniana ny fony, esory ny tahotra sy ny tebiteby, ary ampahatsiahivo azy ireo izay rehetra nianarany. Omeo hery sy faharetana izy ireo mba hahavita tsara ny fanadinana atrehiny.

Tahio koa ireo ray aman-dreny, mpampianatra ary izay rehetra nanohana azy ireo. Enga anie ny ezaka nataony hitondra vokatra tsara araka ny sitraponao.

Aoka izy ireo hatoky Anao mandrakariva, satria Ianao no loharanon'ny fahendrena sy ny hery.

Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tomponay no angatahanay izany.

Amena.

Aza adino ny mivavaka isaky ny mivoaka ny trano. 🙏Na dia teny fohy fotsiny aza hoe: "Arovy aho, Andriamanitra. Rakofy ny...
10/07/2026

Aza adino ny mivavaka isaky ny mivoaka ny trano. 🙏

Na dia teny fohy fotsiny aza hoe: "Arovy aho, Andriamanitra. Rakofy ny Rànao aho, Jesosy." Amena

Na dia vavaka tsotra izany, saingy zava-dehibe ny manomboka ny andro amin'ny fitokisana sy fanolorana ny tena amin'Andriamanitra.
Andriamanitra anie hiaro sy hitahy antsika rehetra. ❤️🙏

🙏✝️

Vavaka ho an'ny mpanala fanadinana BEPCRy Rainay izay any an-danitra ô,Misaotra Anao izahay noho ny fiainana, ny fahasal...
05/07/2026

Vavaka ho an'ny mpanala fanadinana BEPC

Ry Rainay izay any an-danitra ô,

Misaotra Anao izahay noho ny fiainana, ny fahasalamana ary ny fahafahana manatona izao fanadinana BEPC izao.

Mangataka Aminao izahay mba homenao fahendrena, fahalalana ary fitadidiana mazava ireo mpanala fanadinana. Esory ny tahotra sy ny tebiteby ao am-pony, fa fenoy fiadanana sy fahatokiana avy Aminao izy ireo.

Tariho amin'ny Fanahy Masina izy ireo mba hahay hamaly amim-pahendrena sy amim-pahitsiana ny fanontaniana rehetra. Omeo hery sy faharetana mandritra ny fanadinana, ary tahio ny ezaka rehetra nataony nandritra ny fianarana.

Tahio ihany koa ny mpampianatra, ny ray aman-dreny ary ireo rehetra nanohana azy ireo.

Apetrakay eo am-pelatananao ny vokatra rehetra, satria mino izahay fa Ianao no Tompon'ny fahendrena sy ny fitahiana.

Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy no ivavahanay.

Amena.

Chérie keliny Tonton 😍😍❤❤
02/07/2026

Chérie keliny Tonton 😍😍❤❤

Address

Rasamimanana
Antananarivo
101

Telephone

+261340122768

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Séduction for Men posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Séduction for Men:

Shortcuts

Share