Mitia Meuble Palissandre

Mitia Meuble Palissandre

Share

โš’ ๐‘รฉ๐š๐ฅ๐ข๐ฌ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ž๐ฌ ๐œ๐จ๐ฆ๐ฆ๐š๐ง๐๐ž๐ฌ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ฆe๐ฌ๐ฎ๐ซ๐ž. โ€ขโ€ขโ€ข๐•๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ญ ๐ฉ๐ซ๐จ๐๐ฎ๐œ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ž๐ฌ ๐ฆ๐ž๐ฎ๐›๐ฅ๐ž๐ฌ & ๐ƒรฉ๐œ๐จ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐ž๐ง ๐ฉ๐š๐ฅ๐ข๐ฌ๐ฌ๐š๐ง๐๐ซ๐ž. ใ€Š ๐“ ๐“พ๐“ช๐“ต๐“ฒ๐“ฝรฉ - ๐“ข๐“ช๐“ฝ๐“ฒ๐“ผ๐“ฏ๐“ช๐“ฌ๐“ฝ๐“ฒ๐“ธ๐“ท - ๐““๐“พ๐“ป๐“ช๐“ซ๐“ต๐“ฒ๐“ฝรฉใ€‹

Manao ny asa rehetra amin'ny alalan'ny palissandre

Photos from Mitia Meuble Palissandre's post 17/06/2026

๐Ÿ– Faly miarahaba antsika o!

๐Ÿช„ Te hanana fanaka amin'ny endriny manoka ve ianareo ? Dia amin'ilay refy manoka mety amin 'ilay toerana ametrahana azy ihany koa ?

๐Ÿช„ Vonona hanatanteraka izany ho anareo izahay. Amin'ny vidiny mirary nefa fanaka tsara Kalitao ๐Ÿ‘.

๐Ÿš Showroom: Lazaina Avaradrano.
๐Ÿ“ž +261 34 47 007 70



16/06/2026
Photos from Mitia Meuble Palissandre's post 15/06/2026

๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Anareo ny safidy o โค

02/06/2026

โค Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy o! Ela ela isika tsy nihaona teto e ! Indro ary promotion be ๐Ÿ˜

๐Ÿช„ Mandritra ity volana jiona ity dia - 5% ito vaisselier manja kely ito.

๐Ÿ‘‰ Aza tara ary mandefa hafatra miafina na miantso an

๐Ÿ“ž +261 34 47 007 70



Photos from Mitia Meuble Palissandre's post 18/05/2026

โค Ho antsika te hampiango trano amin'ny mois de juin dia zao dia efa alefa ny commande an ๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰ Ny tsara hatrany no hatolotray ho anareo ๐Ÿ™



Photos from Mitia Meuble Palissandre's post 12/05/2026

๐Ÿฅฐ Une chambre bien rangรฉe favorise la relaxation, rรฉduit le stress et l'anxiรฉtรฉ, et amรฉliore la qualitรฉ du sommeil.

๐Ÿฅฐ Elle offre un gain de temps pour retrouver ses affaires, une meilleure hygiรจne et un sentiment de satisfaction personnelle.

๐Ÿฅฐ C'est un espace fonctionnel qui booste l'รฉnergie.



.

09/05/2026

๐ŸฅฐMirary tontolo andro feno tsiky ho antsika.

Aza adino fa mitohy hatrany ny fandraisana commande ho antsika izay te hanana fanaka vaovao an ๐Ÿ˜Š.



08/05/2026

๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

30/04/2026

Mankasitraka o !

16/04/2026

๐Ÿš Maquette maison en palissandre et bois de rose!

๐Ÿ‘‰ Afaka atao toy izao koa anie ilay tranonareo e ! Tsy rova ihany fa ny trano rehetra dia azo atao maquette avokoa ๐Ÿฅฐ!

๐Ÿ‘‰ Raha tianareo dia alefaso amin'ny Hafatra Miafina ilay sary ary dia omenay devis ihanareo.



Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00