CANAL PLUS Distributeur Antananarivo

CANAL PLUS Distributeur Antananarivo

Share

034 67 798 00 / 032 24 153 16

17/08/2025

😍 PROMOTION CANAL+ : 45.000Ar 😍
Abonnement ACCESS Iray volana sy Kit Complet + Sahafa ny azonao.
☎️ 034 67 798 00 / ⁨032 24 153 16⁩
Livraison gratuite
Vita ny installation vao mandoha vola (installation eo noho eo maimaimpoana).
Aza tara ary tompoko fa mandalo ny Spécial Promo😊

17/08/2025

Mankasitraka feno ny ekipam-pirenena 🇲🇬 isika tamin’ny lalao nihaonany tamin’i Tunisie 🇹🇳 ny hariva teo. 👏 Manohana azy ireo hatrany isika 💪

❤️. Aza adino ny manaraka tsy tapaka ny pejy Canal+ 📺 mba ahafahanao manaraka ireo lalao rehetra! 🔥🏀

17/08/2025

: Madagascar bat le Burkina Faso et se qualifie en 1/4 de finale 🔥

17/08/2025

Mitohy ny dian'ireo ANKOAY 🏀 Manome fotoana antsika indray izy ireo ny Alahady ho avy izao,ahitanao ny ekipantsika malagasy🇲🇬 hifandona amin'ny tunisie 🇹🇷 ao amin'ny canal + sport 5 ( chaine 65 ) 🎞️ manomboka amin'ny 04 ora sy 30 minitra 🕙

17/08/2025

🙌🇲🇬 Misaotra ny ekipam-pirenena isika tamin’ny nanomezany ny tsara indrindra 💪⚽ nandritra ny lalao nifandonany tamin’ny 🇨🇲 Cameroun ny hariva teo.

📅 Aza adino ny lalao antsika manaraka amin’ny alahady ho avy izao 🗓️, izay hifandonan’i 🇲🇬 Madagasikara sy 🇹🇳 Tunisie ao amin'ny 📺 Canal+ Sport 4 ( chaine 65) amin'ny ⏰ 04 ora sy 30 minitra 🔥⚽.

⚠️ Eo ihany koa ny CHAN 🇲🇬 Madagasikara vs 🇧🇫 Burkina Faso ao amin'ny 📺 Canal+ Sport 1 (chaîne 61 sy 19) ny asabotsy amin'ny ⏰ 07 ora sy 52 minitra alina

Aza misaraka amin’ny Canal+ mba ahafahanao manaraka tsy tapaka ireo lalao rehetra.

17/08/2025

🫵🏽Vonona ve ianao hanohana ny Barea? Fotoana izao araho mivantana ny sabotsy ho avy izao ao amin’ny CANAL+ Sport 1 (chaîne 61 et 19 ) — Madagasikara VS Burkina Faso amin’ny 07 ora sy 52 minitra.
💪🏽Tohano ny ekipam-pirenena fa io no lalao hamaritra ny fiakarantsika amin’ny ampahefa-dalana ! 🇲🇬⚽

17/08/2025

Les championnats reprennent dès demain sur les chaines CANAL+ SPORT 💥

Préparez-vous à vibrer 📳 😍

17/08/2025

🏀Efa vonona hiakitra ny lalao ireo ANKOAY ny zoma ho avy izao, hiarahana amin’ny Cameroun 🔥! Tohanantsika hatrany ny Ekipantsika, arahinao mivantana ao amin’ny CANAL+ SPORT 2 (chaîne 20) 📺 amin’ny 07 ora sy 20 minitra ⏰.

17/08/2025

Norombahin’ny BAREA ny fandresena tamin’ny lalao niarahana tamin’ny RÉPUBLIQUE CENTREAFRICAINE 💪🏽
Tohanantsika hatrany ny Ekipa manoloana ny fiadiana ho an’ny lalao ampahefa-dalana ⚽️
Alefa Barea

17/08/2025

Androany ny fotoana ho antsika mpankafy basket 🏀🔥! Afaka fotoana fohy dia arahinao ao amin’ny CANAL+ SPORT 2 amin'ny 04h sy 20 minitra 📺 ny lalao izay hifandonan’ny ekipantsika malagasy 🇲🇬 amin’ny ekipan’i Nizeria 🇳🇬.

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Analakely
Antananarivo
101