05/02/2024
Miezaka ny maneho ny vita malagasy hatrany. Marihana fa mitohy foana ny fandraisaina commande amin'izao. ☺️
Amin'ity volana Febroary ity, ireo izay mandefa commande izay mety ho karazana canapé rehetra dia ahazo fihenam-bidy ary fanomezana ihany koa. Anisan'ny mety ho azonao amin'izany ny montre 3D avy ao amin'ny Fresh Item Officiel na ihany koa housse pour canapé avy ao amin'i Cachotterie - Déco & Drap . Ka aza misalasala ary miantso na mandefa Hafatra miafina. ☺️
́dangle
31/01/2024
22/01/2024