02/09/2026
‼️ Reto ary ny fanazavana misimisy ho an’reo manontany e ✨
Mandray commande SHEIN zahay, zany hoe raha misy entana ao @ shein tianao dia zahay afaka manafatra azy.
🌸 Ny prix ao @ shein en $
✅ 1$ = 4500ar ✅
Raha entana 5,22$ zany ohatra dia toy izao no hijerena ny prix: 5,22$ x 4500ar = 23490 zany hoe 23.500ar no alohanao ary tsy misy frais intsony ny fandefasana azy à Mada
Ireto avy ny conditions :
👉🏻 mila maka application SHEIN de ao ihany no mijery ny « articles » tianao ho hafarana (telechargena ao @ play store na App Store)
👉🏻 Tsy mandray coupon de réduction zahay fa prix normal ihany
👉🏻 acompte 75% no aloha raha mihoatra ny 10$ ny achat anao (na totalité , zay tianao)
👉🏻 paiement 100% raha 10$ na latsaka
👉🏻 Par mvola na orange money ny paiement, asiana frais de retrait rehefa mandefa vola
👉🏻 Mandoa frais de livraison raha livrena lay entana rehefa tonga , afaka recuperena ihany koa (tsy azo hiadina varotra ny frais de livraison satria tsy izahay no mametraka azy fa ny livreur, manomboka amin’ny 4000ar ka hatramin’ny 10000ar)
👉🏻 Tsy misy minimum d’achat fa mety foana na entana 1$ ary no vidianao
👉🏻 Isaky ny talata sy sabotsy no fandefasanay ny commande
👉🏻 Tsy mandoa taxe na frais de douane
👉🏻 10 à 20 jours ny fahatongavany (tsy fantatra mialoha mihitsy hoe firy andro fa eo anelanelan’io)
👉🏻 Rehefa anao commande de tonga de atao ao anaty panier anao daholo lay articles tianao hafarana dia ny lien an’ny panier anao fotsiny no partagenao aminay mba ahafahanay manome devis (afaka omena vidéo manoro raha mbola tsy mahay mpartager panier fa tsotra kely)🥰
Zay an ✨ Mbola misy tsy voavaliko ve ? 🥰
28/08/2026
Tsy mila miasa saina tsony nareo hoe « dia ahoana raha misy an’lay taxe ? 🤔 »
✨ Valiny : tsy mandoa nareo fa raisinay en charge am’zay na valeur otrinona na otrinona ny entanareo 🥰
Ataovy am’zay ny commande fa vidin’ny entana ihany no alohanareo 🫶
Cours nefa tsy miova fa faran’izay mora foana 😘 1$ = 4500ar
Alefanareo amiko fotsiny ny lien an’ny panier anareo dia mahazo devis 🌸
De sady mbola misy lalao koa ao am’page ahazoanareo bon d’achat 10$ be zao 🥹❤️
https://www.facebook.com/share/r/1DUuxbnAGL/?mibextid=wwXIfr
📞 WhatsApp : 0345962323 💬
23/08/2026
✨ 𝐁𝐎𝐍𝐍𝐄 𝐍𝐎𝐔𝐕𝐄𝐋𝐋𝐄 ! 𝐑𝐄𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐂𝐎𝐌𝐌𝐀𝐍𝐃𝐄𝐒 ✨
Efa reto ny commandenareo o 🥰
De mangataka patience kely koa amin’ny livraison fa tena betsaka izy ao an 🥹🙏
Efa miverina mandray commande am’zay an 🫶
Départ tsy miova fa isaky ny mardi et samedi ihany 👌
🌸 𝐂𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐨𝐯𝐚 𝐟𝐚 𝟒𝟓𝟎𝟎𝐚𝐫 𝐟𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐨𝐥𝐥𝐚𝐫 ($) 🌸
WhatsApp : 0345962323
21/08/2026
📦 UPDATE COLIS SHEIN 📦
Efa manomboka mivoaka tsikelikely ny colis izay nijanona ela tao amin’ny douane. 🙏 Mbola tsy izy rehetra anefa fa mbola andrasana ny sasany 🥰
Ny colis lasa tany amin’ny poste kosa dia alaina amin’ny lundi ✨
Mamerina ny fialan-tsiny izahay noho ny fahatarana tamin’ity vague ity, indrindra ireo vague 1er sy 4 Août. 🙏
Rehefa tonga ny entana dia mandefa MP aminareo tsirairay toy ny mahazatra ihany. 📩🥰
Mankasitraka foana amin’ny faharetana sy ny fahatokisana ❤️
Rehefa milamina daholo ireo colis reo dia miverina mandray commande ihany 🥰
19/08/2026
🚨 IMPORTANT – PAUSE TEMPORAIRE DES PRISES DE COMMANDES SHEIN 🚨
Bonjour à tous 🥰
Nous souhaitons vous informer d’une situation exceptionnelle qui affecte actuellement nos commandes SHEIN.
📦 Les commandes passées depuis le 1er août sont toujours en cours de dédouanement.
📍 Pour les colis ayant transité par Dubaï, la récupération se fait directement auprès de la Poste et des frais de dédouanement sont appliqués, ainsi que des frais de 24 000 Ar pour la récupération du colis.
Concernant les 24 000 Ar par colis , nous tenons à préciser qu’ils seront entièrement pris en charge par nos soins. ❤️
En revanche, les frais de dédouanement supplémentaires restent à la charge du client, conformément aux conditions générales communiquées lors de la commande. Toutefois, afin de vous accompagner au mieux dans cette situation exceptionnelle, nous allons essayer de trouver un arrangement et de prendre en charge une partie de ces frais : 50 % resteront à votre charge.
🚨 Compte tenu de ces nouvelles conditions, nous avons décidé de mettre temporairement les commandes SHEIN en pause.
Cette décision vise à éviter que vous soyez confrontés à des frais trop importants et à des délais de livraison qui restent actuellement imprévisibles.
Nous sommes sincèrement désolés pour cette situation, qui est totalement indépendante de notre volonté, et nous vous remercions pour votre patience, votre compréhension et votre confiance. 🙏🏻❤️
Nous vous tiendrons informés dès que la situation évoluera et que nous pourrons reprendre les commandes dans des conditions normales.
Merci ❤️
15/08/2026
Tapitra 17h30 ny fandraisana commande départ androany an 🥰✨
02/08/2026
✨ Ensemble SHEIN disponible immédiatement en taille XS ❣️(possible 2XS)
🌸 Confectionné dans un joli tissu effet lin, léger et agréable à porter.
💖 Prix : 45 000 Ar
06/07/2026
🛍️🛒 𝑺𝑯𝑬𝑰𝑵 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓 🛒🛍️
Mitohy foana ny fandraisana commande 🥰
𝐂𝐨𝐮𝐫𝐬 𝟏$ = 𝟒𝟓𝟎𝟎𝐚𝐫
✨ Tsy misy commission ❌
✨ Tsy misy minimum na maximum d’achat fa mety foana na 1$ na 1000$ 😛
✨ 10 à 20 jours 🚛
✨ Départ isaky ny mardi sy samedi
✨ Paiement en totalité % raha moins de 10$, acompte 75% raha plus de 10$ 💯
✨ Paiement par mvola / Orange Money / virement bancaire 💸
✨ Afaka mandefa @ faritra rehefa tonga
☎️ 𝗪𝗵𝗮𝘁𝘀𝗔𝗽𝗽 : 0345962323