11/01/2026
Ty nefa lay cadeau omeko anareo ๐ฅบ
Tsisy niteny leizy fa omeko ihany ๐โค๏ธ
๐๐ผ๐๐ฟ๐ ๐ญ$ = ๐ฐ๐ณ๐ฌ๐ฌ๐ฎ๐ฟ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ๐ปโ๐ถ๐๐ ๐ฝ๐๐ฏ๐น๐ถ๐ฐ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ถ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ด ๐๐ฒฬ๐๐ฟ๐ถ๐ฒ๐ฟ ๐ฑ๐ฅฐ๐ฅฐ
Rehefa mandefa commande nareo de alefanareo amiko ity publication ity vao valable io an ๐
Satria nareo bdb no nangataka mobile money de olona roa zany mba omeko 5.000ar avy e ๐ฅบ
Eto manao commentaires fotsiny de mardi sarihatsika โบ๏ธ
07/01/2026
?? ๐๐๐๐๐๐ฎ ๐๐ฬ๐๐ฎ๐ญ ๐โ๐๐ง๐ง๐ฬ๐ ?? ๐คฉ๐
Hatomboka aminโny cadeau ve ity 2026 ity ?๐
Inona zao no tianareo ataoko cadeau anareo? ๐
Ataovy ao amโcommentaires hoe mba jereko ๐ฅฐ
Rehefa tsy misy mamaly nareo de ampirimiko ny cadeau ๐๐
01/01/2026
Merci infiniment ร tous nos clients pour votre confiance et votre fidรฉlitรฉ. ๐ฅฐ
Nous avons hรขte de continuer cette belle aventure avec vous. ๐คโจ
Bonne annรฉe ! ๐พ๐
31/12/2025
โจ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐.๐๐๐๐๐ซ โจ
Hialana tsiny fa tsy afaka nanao ny tirage au sort omaly fa ataontsika androany le izy ๐ฅฐ
Avoakantsika eto ny mpandresy rahariva (miaraka amโvideo) โค๏ธ
๐๐ป ๐ผ๐ป๐๐บ ๐ฏ๐๐ฏ๐๐ณ๐๐ฌ๐ ๐๐บ ๐ค๐๐ฏ๐๐ช๐ก๐ช๐๐ฏ๐ ๐๐ฉ๐๐ฏ๐ฆ ๐๐ฐ ๐ฎ๐๐ฉ๐๐ป๐ ๐๐ขโ๐ข ๐ท๐๐ข๐ ๐ข๐๐ช๐๐ข ๐ข๐ ๐ ๐๐ฐ๐๐ฅ๐๐ต๐๐ฐ๐๐ด ๐ฆ๐๐ข ๐ฏ๐๐ต๐๐ฐ ๐ง๐๐ณ๐๐ฏโ๐ช๐ง๐ข๐ฆ ๐ก๐ด๐๐ต๐๐ข ๐ฌ๐๐ด๐ ๐ฃ๐ฆ ๐ฅ๐ ๐๐ฃ๐๐ญ๐ ๐๐ช๐ ๐บ ๐ต๐ ๐บ ๐ฏ๐๐ฏ๐๐ณ๐๐ฌ๐ ๐๐ฉ๐๐ฏ๐ฆ ๐๐ข๐๐ฆ๐ ? ๐ฅบ
Zay fa rahariva an ๐ Bonne chance daholo ๐๐ค
https://www.facebook.com/share/p/1Gohszba3T/?mibextid=wwXIfr
โจ GIVE AWAY SHEIN 50.000ar ๐คฉโจ
Efa nahazo cadeau de Noรซl nga nareo ? ๐
Amby aty aminay sao de mba mahazo amโty ๐ฅฐ
๐ Tsotra be ny fandraisana anjara ๐
โข Asio jโaime ny page
โข Asio rรฉaction ity publication ity de partageo en mode ยซ public ยป
โข Asio commentaires hoe ยซ Je participe ยป
Zay fotsiny ๐คญ
Bon dโachat shein le izy an. Zany hoe anaovana achat ao @ shein ihany sao de misy hitaky vola amiko eo rehefa mahazo ๐
Ataontsika aminโny 30 dรฉcembre ny fisarihana hamaranantsika anโity taona 2025 ity ๐ฅฐ
Ankoatranโizay de mitohy foana ny fandraisana commande SHEIN ๐ฆ
Cours tsy miova
๐ 1$ = 4750ar ๐
โค๏ธโค๏ธโค๏ธ
Whatsapp: +261345962323
25/12/2025
Joyeux Noรซl daholo o ๐๐
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra an ๐ฅฐโจ
17/12/2025
โจ ๐ฆ๐๐๐๐ก ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐ฅ โจ
Ohatranโizao ny entanareo rehefa tonga de zay no mahatonga lay livraison tsy tratra ray andro daholo ๐ฅน๐
Mbola mandray commande shein foana zahay an ๐ฅฐ
๐๐ป ๐๐ผ๐๐ฟ๐ ๐ญ$ = ๐ฐ๐ณ๐ฑ๐ฌ๐ฎ๐ฟ ๐๐ป
Dรฉpart tous les mardis et samedis ๐
๐ซAza adino fa misy lalao mety ahazoanao bon dโachat SHEIN 50.000ar koa ao aminโny page ao an ๐โฅ๏ธ
Ty ny lien: https://www.facebook.com/share/p/1AKJqecGei/?mibextid=wwXIfr
Whatsapp: +261345962323
06/12/2025
โจ GIVE AWAY SHEIN 50.000ar ๐คฉโจ
Efa nahazo cadeau de Noรซl nga nareo ? ๐
Amby aty aminay sao de mba mahazo amโty ๐ฅฐ
๐ Tsotra be ny fandraisana anjara ๐
โข Asio jโaime ny page
โข Asio rรฉaction ity publication ity de partageo en mode ยซ public ยป
โข Asio commentaires hoe ยซ Je participe ยป
Zay fotsiny ๐คญ
Bon dโachat shein le izy an. Zany hoe anaovana achat ao @ shein ihany sao de misy hitaky vola amiko eo rehefa mahazo ๐
Ataontsika aminโny 30 dรฉcembre ny fisarihana hamaranantsika anโity taona 2025 ity ๐ฅฐ
Ankoatranโizay de mitohy foana ny fandraisana commande SHEIN ๐ฆ
Cours tsy miova
๐ 1$ = 4750ar ๐
โค๏ธโค๏ธโค๏ธ
Whatsapp: +261345962323
11/11/2025
๐จ๐จ BUG MVOLA ๐จ๐จ
Alefako demain ร midi ny commande noho ny fahatapahanโny mvola ๐
Izay tsy afaka manao paiement androany noho izany dia afaka alefa rahampitso aminโny 12ora farahafatarany de ampiarahako aminโio vague io ๐ฅฐ๐ฅฐ
Zay lasa ao aorianโny aminโny 12ora kosa de mandeha samedi amโzay ๐
Merci โค๏ธ
22/10/2025
Fanontaniana miverimberina valiako eto androany โบ๏ธ
๐ Isaky ny inona no fandefasana commande ?
๐ Talata sy Sabotsy ๐ฅฐ
๐ Cours ?
๐ 1$ = 4750ar ๐
๐ Misy minimum dโachat ?
๐ Tsy misy โ mety foana na 1$ ary
๐ Firy andro ny fahatongavany ?
๐ 10 ร 20 andro ao aorianโny fandefasana commande ary tsy fantatray mialoha ny fahatongavany hoe mety oviana
๐ Ahoana ny paiement sy ny acompte ?
๐ Paiement par mvola ihany aloha atreto
๐ 100% raha 10$ na latsaka ny achat anao. Raha plus de 10$ kosa de zay mety aminao na acompte 75% na 100% no alohanao
๐ Mbola misy vola hafa aloa ve sa io 4750ar io ihany de efa inclus daholo ?
๐ Ny frais de livraison sy ny frais de retrait mvola ihany no ankoatranโio
Ny frais de livraison omena dia tsy nรฉgociable satria tsy anay ny frais fa anโny livreur ๐ Afaka recuperena ihany koa nefa
๐ Capture ve no alefa sa lien ?
๐ Ataonao anaty panier lay articles rehetra tianao commandina de le panier fotsiny no partagena amiko. Amโzay tsy misy diso ny rรฉfรฉrence na misy adino.
โผ๏ธ Rehefa mandefa panier de prรฉcisรฉna ny quantitรฉ raha misy mihoatra ny iray ny isanโny articles commandina satria tsy mipoitra aty amiko ny quantitรฉ, ohatranโizay ihany koa ny articles personnalisรฉs
Conditions:
https://www.facebook.com/share/19J6DuGjai/?mibextid=wwXIfr
07/10/2025
Noho ny fahatapahanโny mvola de mbola mandray commande jusquโร demain โ๏ธโฃ๏ธ
06/10/2025
Ensemble SHEIN disponible de suite en taille S (1)
๐ธ65.000ar