05/10/2021
FOTOANANY IZAO
Collecte et vente de produit locaux ( agricultures et elevage ) pour les personnes en sutiation de h
05/10/2021
FOTOANANY IZAO
03/06/2021
Efa misy maro ireto asa vitan'ny olona manana fahasembanana ireto .
Samy amin'ny vidiny . miantsoa avy hatrany (0327452583)
FB : de De Rosier Augustin
Tsy hanenina ianao ary mahita NY soa sy meva
29/05/2021
Ho An’Andriamatoa FILOHAM-PIRENENA Andry RAJOELINA - Lakroan'i Madagasikara on line - Les actualités sociales et religieuses à Madagascar Olona manana fahasembanana aho no manoratra. Filohan’ny fikambanana ifanohanana miaraka amin’ny Olona sembana, antsoina hoe : « asA NO KAbary », monina aty amin’ny Faritra Itasy, Distrikan’i Miarinarivo.