Eco'Déco

Eco'Déco

Share

Eco'Déco conçoit et vend des articles de décoration divers en bois palette.

Photos from Eco'Déco's post 14/03/2024

💥💥 Araraoty ooo"𝐕𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐟𝐥𝐚𝐬𝐡" Eco'Déco🥰🎁

⛔ Izahay tonga voalohany fa 1️⃣ avy ihany no misy @ ireo an.
⛔ Efa ao @ sary ny vidiny.

👉 Alefaso MP commande-nao.

Photos from Eco'Déco's post 02/03/2024

Disponible de suite ooo 😎

"𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly

‼️ Alefaso ao MP ny commandenao.
☎️ 034 27 673 20 na MP

Photos from Eco'Déco's post 24/02/2024

Salama o,

Misy modèle maromaro ireto, anotanio MP ny DEVIS izay mety aminao 😆.

Afaka manome modèle hafa ihany koa ianao an.

Misaotra ooo!!!

Photos from Eco'Déco's post 23/02/2024

Mbola manitra be 😁

"𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly

‼️ Alefaso ao MP ny commandenao.
☎️ 034 27 673 20 na MP

21/02/2024

𝐈𝐳𝐚 𝐝𝐚𝐡𝐨𝐥𝐨 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐳𝐨𝐭𝐨 𝐡𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐚𝐭𝐨? 🥰
nasiana fanovana ny fandraisana anjara @ lalao, mba hafahin'ny rehetra milalao.

😘Lalao voalohany miaraka Eco'Déco hatramin'ny faran'ny volana 29/02/2024.

🎁Milalao dia mahazo "etagère" 1️⃣ mirefy ↕️74cm ↔️29cm.

⛔Olona 1️⃣ ihany no hahazo loka ka aza tara an.😁

👉 Marihana fa ny deco vita @ hazo avy @ palette daholo no ataonay.
✅ Afaka mitondra modèle ianao fa maimaimpoana ny manao "devis".

𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 :
1- Mentioneo ao @ commentaire daholo ireo havana sy namana reetra tia manaigonaigo trano, zaridaina, sns...
3- Aza adino ny mizara ny lalao any @ compte-nao na any anaty groupe misy anao sy manaraka ny pejy ary 👍

Amin'ny zoma 01 mars 2024 no atao ny fisarihana.

‼️ Izay rehetra nandray anjara t@ lalao ka anao commande hatramin'ny faran'ny volana dia mahazo 𝐑𝐄𝐌𝐈𝐒𝐄🤩.

☎️ Raha hanao commande dia afaka miditra MP, mitondra ny modèle-nao na ao @ ireo entana amidinay ato @ pejy.

Misaotra tompoko

Photos from Eco'Déco's post 21/02/2024

Mety ao @ do**he, salon, sns ... 🥰

"𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly
👉 Réf : ETG005

Refiny :
↕️ 74cm
↔️ 24cm
Vidiny (ny iray) :
✅️ 30.000ar (tsy miloko)
✅️ 35.000ar (miloko lasure na vernis)
✅️ 40.000ar (miloko peinture à huile na lasure + vernis)
ℹ️ Izay safidinao ny loko mety aminao rehefa manao commande

⛔ Tsy miaraka @ deco @ sary an 😆

‼️ Alefaso dien'izao ny commandenao.

☎️ 034 27 673 20 na MP

17/02/2024

Hoavy manaraka .....
Alefaso dien'izao commande nao 😁.

Photos from Eco'Déco's post 16/02/2024

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly
👉 Réf : ETG004
Refiny :
↕️ 15cm
↔️ 30cm

Vidiny (ny iray) :
✅️ 10.000ar (tsy miloko)
✅️ 15.000ar (miloko lasure na vernis)
✅️ 20.000ar (miloko peinture à huile na lasure + vernis)
ℹ️ Izay safidinao ny loko mety aminao rehefa manao commande

⛔ Tsy miaraka @ deco @ sary an 😆

‼️ Alefaso dien'izao ny commandenao.
☎️ 034 27 673 20 na MP

Photos from Eco'Déco's post 16/02/2024

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly
👉 Réf : ETG003
Refiny :
↕️ 70cm
↔️ 44cm

Vidiny :
✅️ 40.000ar (tsy miloko)
✅️ 45.000ar (miloko lasure na vernis)
✅️ 50.000ar (miloko peinture à huile na lasure + vernis)

ℹ️ Izay safidinao ny loko mety aminao rehefa manao commande

⛔ Tsy miaraka @ deco @ sary an 😆

‼️ Alefaso dien'izao ny commandenao.

☎️ 034 27 673 20 na MP

Photos from Eco'Déco's post 15/02/2024

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly
👉 Réf : ETG002

Refiny :
↕️ 73cm
↔️ 73cm
Vidiny :
✅️ 50.000ar (tsy miloko)
✅️ 55.000ar (miloko lasure na vernis)
✅️ 60.000ar (miloko peinture à huile na lasure + vernis)
ℹ️ Izay safidinao ny loko mety aminao rehefa manao commande

⛔ Tsy miaraka @ deco @ sary an 😆
‼️ Alefaso dien'izao ny commandenao.
☎️ 034 27 673 20 na MP

09/02/2024

Fantatrao ve ny mampiavaka ny "𝙗𝙤𝙞𝙨 𝙥𝙖𝙡𝙚𝙩𝙩𝙚" n'i Eco'Déco ? 🤔🤔🤔

✅️Ny hazo avy @ palette dia efa voakarakara manokana tany ivelany. Ireo hazo ireo ihany koa dia voasokajy ho « é𝙘𝙤𝙡𝙤𝙜𝙞𝙦𝙪𝙚 » na mitandro ny zava-boary satria ala voatokana no nakana azy. ❤️

✅️Ny fampiasana azy "𝙧𝙚𝙘𝙮𝙘𝙡é" na koa efa nomena aina faharoa izy ireo ka sady mora no manampy anao handray anjara hiaro ny tontolo iainana. 😊

✅️Azonao anamboarana zavatra maro be ny hazo avy @ palettes toy ny fitoeram-boninkazo, étagère, fanaka, sns. 🥰

✅️Azonao jifaina ato aminay izany ary afaka atao sur-mesure ny refiny sy ny lokony.

Aza misalasala aza miditra MP manotany.

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ambohidratrimo
Antananarivo