CGID - Cabinet de Gestion d'Information et de Documentation RVH

CGID - Cabinet de Gestion d'Information et de Documentation RVH

Share

Nous vous aidons à digitaliser vos documents, à gérer vos archives et à former vos équipes pour une gestion optimale de l'information.

13/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Yasinah Ny Nofy, Valerryah Tonny

12/05/2026
Photos from CGID - Cabinet de Gestion d'Information et de Documentation RVH's post 12/05/2026

Ny Adiresy mailaka indray no ho resahintsika androany.
Anisan'ny fitaovana manampy amin'ny fitadiavan'asa sy amin'ny tontolon'ny asa izy io. Mbola maro anefa no tsy mahalala ny Ilàna azy sy tsy mahay mamorona azy.
Inona no ilàna ny adiresy mailaka amin'ny tontolon'ny asa?
Torohevitra amin'ny famoronana adiresy mailaka matihanina | ho ampiasaina amin'ny asa
Ireo dingana arahina raha hanokatra mailaka
Aza adino ny mizara sy manao j'aime raha mahalina anao ity.

Photos from CGID - Cabinet de Gestion d'Information et de Documentation RVH's post 07/05/2026

NDAO HIANATRA HAMORONA LETTRE DE MOTIVATION :
Raha nianatra namorona sy nanome endrika CV isika teo aloha dia ny LM indray izao no ho hianarantsika.
Araho ary ireo singa tokony ho hita ao amin'izany
Aza adino fa miankina amin'ny Tolotr'asa no hamoronanao ny LM.

Photos from CGID - Cabinet de Gestion d'Information et de Documentation RVH's post 07/05/2026

NDAO HIANATRA HAMORONA LETTRE DE MOTIVATION :
Raha nianatra namorona sy nanome endrika CV isika tamin'ny publication teo aloha dia ny LM indray izao no ho hianarantsika.
Araho ary ireo singa tokony ho hita ao amin'izany.
Aza adino fa miankina amin'ny Tolotr'asa no hamoronanao ny LM.

Photos from CGID - Cabinet de Gestion d'Information et de Documentation RVH's post 05/05/2026

FITADIAVANA ASA
Mitady asa nefa tsy ampy na tsy manana expérience. Inona no tokony atao ? Ireto misy torohevitra vitsivitsy hiatrehana izany.
Manasa hanao hanaraka ny pejy.

Photos from CGID - Cabinet de Gestion d'Information et de Documentation RVH's post 03/05/2026

FAMORONANA CV FIZARANA FAHAROA
NDAO HIANATRA HAMORONA CV (Fizarana II)
Ho fanohanana ireo izay mitady asa dia hizara torohevitra maromaro eto amin'ny pejy izahay.
Ny hanombohantsika azy dia ny fanamboarana CV.
Ndao ary ho jerentsika ireo teboka 07 tokony ho hita ao anatin'izany.

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Ampitatafika
Antananarivo